reformation

1. jobala ( 05/11/2006 14:17)
Iza no mety ho afaka manazava ny atao hoe reformation?
"Herinandron'ny reformasiona eto bira..."
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:21
2. prime ( 06/11/2006 08:07)
mba hazavao aloha hoe izany herindron'ny reformasiona izany?
3. Achia ( 06/11/2006 09:14)
izany ve tsy hoe mamerina @ endriny taloha e !
4. prime ( 06/11/2006 09:45)
achia> sao d ny mifanohitra @ izany no tanjona ao?
5. jobala ( 06/11/2006 11:07)
Ny herinandron'ny reformasiona na ny "semaine de la reformation" dia herinandro handiniana ny tantaran'ny reformation izay mivelatra b b kokoa @ tantaran'i Martin Luther.^:^
6. Achia ( 06/11/2006 18:41)
prime:

achia> sao d ny mifanohitra @ izany no tanjona ao?


Ka ilay hoe reformation ne no valiako e ! :°)
7. prime ( 08/11/2006 11:35)
achia> ie:lol: ka sao tsy hamerina @ taloha fa hi-reformer vaovao indray...?:-D:-D:-D
8. Achia ( 09/11/2006 16:07)
tsy reformer zany fa deformer :-D:-D:-D
9. prime ( 10/11/2006 14:27)
achia> Tsy déformer fa fifohazam-panahy kah...:wink:
jobala> Fototry ny finoana protestanta mihitsy no vohizina amin'izany "reformation" izany...
10. jobala ( 21/11/2006 09:55)
Ny fiangonana rhtr niala tao @ Katolika no atao hoe "fiangonana reformer"!Ka fampahalalana ny mombamomban'izany sy ny tantarany no novoaboasana tao...:lol:
11. prime ( 22/11/2006 10:21)
jobala> misaotra amin'ilay "précision"...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2753