Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ALGOS
(
09/11/2006 08:21)
Vavaka fiderana
Vavaka fiderana hirain'i Fafah(Mahaleo) sy Vy ary Mahery sy Bodo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 10:23
sipagasy
(
09/11/2006 08:20)
ttsy misokatra e! //"mpampianatra"
mmhhhhh Ho avy ny fifidianana marina ka mikoropaka ny hahazo vato ny TIM hihihihih nahanganana ny TIM fanabeazana..... ppfffffff.... eny e! mazotoa eo ihany aloha e!
article nalefa tao @ gazety...
tohiny
novalian'i kitjo ny 12/11/2006 17:41
Fiffi
(
09/11/2006 08:03)
Saisir Jacques Chirac et Denis Sassou-Nguesso.
Lasa hiany ny heritreritro hoe fa maninona no any @ J.Chirac sy S.Nguesso no handefasana an'zao ttsy rehetra zao momba ny fifidianana sy ny fitarainana ?
(miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy vo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:40
tandry
(
09/11/2006 06:22)
vehivavy
Maninona kay ny vehivavy rehefa mande no adoladola ny fitombenany e , de manakifika volo ihany koa...
tohiny
novalian'i Favory ny 05/01/2007 05:40
Aino
(
08/11/2006 19:52)
inn ary no tiany lazaina?
1- Tsy ny ankehintsiny intsony itokisany sipa azo
2- Misy seraª de tsy eto ny @mba lhl...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/11/2006 18:57
tslem
(
08/11/2006 18:19)
miss serasera
ary maninn marina ra mba asiana fifidianana miss serasera e?:D...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/11/2006 10:13
salmo
(
08/11/2006 18:02)
madama ane manjamanja e
Hoy aho tamin'ny ilay joba gasy; -Manja be akia ndria zany ah, sady milay. de ozy izy namaly ahy. -Hay enao kou zany de tena mitoraka vonikazo fotsiny... raha izy ve aho tsy ho lany miss national :-D:...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 14/11/2006 10:33
Aino
(
08/11/2006 16:55)
mba mitady raha misy
raha mba misy takelaka tahaka itony dia mba omeo kely aza fady
http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/nomsmg_derives-composes.html...
tohiny
novalian'i fali ny 27/12/2006 09:40
Aino
(
08/11/2006 16:28)
lasa ihany ny saiko mandinika!
Mba lasa saina ihany aho hoa @ry zareo africane miezaka hiditra aty espagne na koa europa antsokosoko. izany hoe tsy miaraka @papier ilay tonga @ bateau kely hireny, izay maty andala ny ankabehazany ...
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:26
besoiiin
(
08/11/2006 15:12)
tsy aradalana hono ny fifidianana 3 dec
Dia gaga aho raha namaky gazety fa:
nampiantso ny mpamatsy vola ny kandidà 12 akoatra ny hasina sy ra8 ka nilaza fa tokony ahemotra ny fifidianana @ 03 dec satria tsy araka ny lalampanorenana ary ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:47
xxx
(
08/11/2006 14:37)
tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy
tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary mi...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/11/2006 12:59
xxx
(
08/11/2006 14:20)
pute de luxe ny sipa eto tanà!
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2006 09:01
Fiffi
(
08/11/2006 10:19)
Averina tanteraka tahaka ny tamin’ny ifotony ny Rova .
Tonga nitsidika sy nizaha ifotony ny fizotry ny asa fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana, izay kilan’ny afo ny takarivan’ny 06 novambra 1995, teny Anatirova ny Filoham-pirenena Marc Ravaloman...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 17:10
lija
(
08/11/2006 09:10)
tENA MAFNARTR
Tena mampitomany ana ry reto le hiran'i Amel Bent:" ne retiens pa tes larmes":snif::snif::snif:...
tohiny
novalian'i degree ny 11/11/2006 01:34
Imahaka
(
08/11/2006 08:36)
ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
Iza iry ambony iry o? :roll:...
tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:51
nsydaddy
(
08/11/2006 07:54)
Odéam RAKOTO
Mba tena tiako ilay hira hoe "AZA MANADINO AHY"
Mba alefaso ny tonony ho an'izay manana.
Inoako fa tsy nentiny maty io hira io fa mbola voatazontsika tanora aty aoriana, ka mba zarazarao hanadratana...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/11/2006 14:01
Tiks
(
08/11/2006 07:04)
je viens de sud
teny français izy de i Siman Bady no mihira azy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 06:29
jampela
(
08/11/2006 06:56)
re:re:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HIVITRO
MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY NAMANA REHETRA ATO @ SERASERA FA TENA OLON-KENDRY IANAREO NAMALY NY ANTSO! ...
tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:05
ari.malala
(
08/11/2006 06:12)
Tena tsy rariny!!!!
Omaly hariva raha handeha hody aho, naneha taxi B 117 dia nisy tovolahy mbola mpianatra, mamo izy ary dia nihoaka nandoa tao anaty taxi B... marikoriko be! :? :? rehefa mba mahatsapa fa mamo ka tsy ho...
tohiny
novalian'i heribe ny 12/01/2007 10:45
