ttsy misokatra e! //"mpampianatra"

1. sipagasy ( 09/11/2006 08:20)
mmhhhhh Ho avy ny fifidianana marina ka mikoropaka ny hahazo vato ny TIM hihihihih nahanganana ny TIM fanabeazana..... ppfffffff.... eny e! mazotoa eo ihany aloha e!


article nalefa tao @ gazety: la gazette de la grande île.


Mesdames et Messieurs,

Permettez moi de vous envoyer cette lettre exprimant mes impressions sur l'invitation impromptue émanant de la CISCO Antananarivo Renivohitra qui nous est parvenue hier quelques minutes avant la fin de la journée.

Aussi , je vous prie de bien vouloir la publier dans votre quotidien pour une large diffusion.

Je vous remercie d'avance.

Rabodosoamanalina Randriamihoatra
Lycée Andohalo




Grande fut la surprise hier dans notre établissement quand au beau milieu du cours, vers 16h 30, le surveillant général en personne, essouflé car il devait faire le tour des quelques quarante salles de classe du lycée, s'est déplacé pour nous transmettre une information de "dernière minute" provenant de la CISCO d'Antananarivo Renivohitra , parvenue à Monsieur le Proviseur cet après midi même!
En effet, l'information était de taille:

" Vous n'aurez pas de cours la journée du Mercredi 08/11/06 car cette journée est décrétée "JOURNEE DES ENSEIGNANTS"! Donc toute activité pédagogique est suspendue ainsi que la réunion prévue se tenir pour le Conseil d' Etablissement. La CISCO aussi profitera de l'occasion pour fêter la rentrée solennelle à Antananarivo!"

Bonne nouvelle pour les petits potaches! Incrédules, certains ont posé des questions pour bien comprendre la teneur de l'information! Des plis se formèrent sur certains fronts, des sourires se dessinèrent sur certaines lèvres et les bavardages entres amis redoublèrent de force!
"Journée des enseignants?" Enfin, les autorités de la CISCO ont "reconnu" que les enseignants méritaient une journée spéciale pour le travail ingrat qu'ils fournissent. Et tous les enseignants à qui on a "décerné cette journée spéciale" sont invités à honorer de leur présence la fête familiale qui va se tenir le Mercredi 08/11/06 au gymnase couvert d'Akorondrano à 9h . NB n'oublliez pas d'emmener votre couvert car il y aura un" nofon-kena mitam-pihavanana"! Ah!Ah!Ah! Nous sommes invités à une table d'honneur donc! En quel honneur???
Une telle initiative est à louer, certes, mais ne devrait-elle pas entrer dans un cadre de politique pédagogique bien conçue? Or, un tel geste ne reflète t-il pas une immaturité de ses initiateurs et ne révèle t-il pas le non fondement d'une politique d'éducation non conforme aux réalités socio-économiques du pays et par là même, au lieu de d'être un facteur de développement ne serait-il pas qu'un frein au développement démotivant les enseignants à qui on voulait faire honneur?
Si reconnaissance il y a , nous aurions préféré de meilleures conditions de travail, une rémunération plus motivante ... et j'en passe!!!! la liste des doléances des enseignants est assez étoffée et le Ministére devrait les connaître par coeur si je ne m'abuse!
Invitation verbale de dernière minute nous montrant la haute estime du Ministère/CISCO à notre égard! Une fête familiale pareille ne se prépare -t-elle pas à l'avance? Une invitation à déjeuner se fait -t-elle la veille???
A bon entendeur salut!!!!!!

Une enseignante écoeurée à qui on a chamboulé son planning pédagogique de la semaine, mais toujours fière de sa vocation de formateur des Espoirs de notre pays!
novalian'i kitjo ny 12/11/2006 17:41
2. sipagasy ( 09/11/2006 08:46)
tss diso tsipelina fa "hanangana" no tiako nosoratana, miala tsiny.
3. Fiffi ( 09/11/2006 10:27)
heu....tena écoeurée marina le mpampianatra an!
4. kitjo ( 09/11/2006 16:03)
ny TIM Fanabeaza efa ela no nitsangana k!

mandeha tsikely2 araka ny toerana fts fa tsy zao izao akory... niaraka t@ jeunes TIM ireny!


d aiza ho aiza aloha hoe inona ilay tena resaka tiany ampitaina e?
toa resa-be fts fa tsy mazava.

mpampianatra? nefa raha izao ny dissertation toa 2/10 ngamba fa tsita hoe inona marina ny tena hevitra
( le teny frantsay mipatrapatraka io nahazoana 2 io an)

ilay soratan' i sipagasy indray aza ngamba no conlcusion fa tsy misy ao aminy.
tsy dia misy vontoatiny lotra ny fahitako azy ny nametrahana azy tato @ politika fa raha Fanabezana dia azo nodinihina kely ihany.

Velabelaro!

fa za ko alo vao nahita an ilay oe tao @ la gazette dia haiko oe resaka manelingelina saim-bahoaka ndray ty

saingy sipagasy nanoratra azy d mba namaky za:-*
5. fijo ( 09/11/2006 23:20)
le "la gazette" io wa aza tanterina eto fe efa hay ny zavatra hoambarany.
6. xxx ( 10/11/2006 08:14)
ary raha gazety hafa izany dia mino fotsiny ihany ppffffff


mmhhh mpampianatra ve omena 2/20, @ i kitjo izany rariny raha ny la veille no omena fanasana ianao hamonjena ny tim fanabeazana????? tsy fanaovana tsinontsinona olona ve izany?? na ny mpampianatra na ny mpianatra,,

mmhh tadidiko io mpampianatra io kann toa efa mpianany aza aho tao andohalo hihih iza ny hiazakazaka ery ambavahady hividy voamadiiiilooooooo hihihihi kay taloha toakoa any izany e!!!!
Fa mba ohatrinona tokoa moa ny karaman'ny mpampianatra nefa ireny no mpamolavola ny tanora izany hoe ny ho avin'ny firenena é!!!!!???? mba valio hoe izay mahay??? sao hain'i kitjo??
7. sipagasy ( 10/11/2006 13:26)
tss nareo kouuuu lasa mimémé be indray za ato hihihi;-)
8. kitjo ( 10/11/2006 13:44)
xxx> ianao sy ny la gazette aloha izao dia mitovy amiko

la gazette tsy tiako vakiana akory..raha tsy hoe tena tsisy atao ka mijery ny adalana sy redirediny fts

xxx tsy mampitehamaky akory raha vao ps xxx zany ary tsy tiako iadian-kevitra akory

za zay an!
9. vetsoko ( 10/11/2006 14:51)
kitjo/tsy azonao marina le kozy
tsy hitanao le problematique apetrak'ilay sipa
tsy mamaky la gazette ianao fa hoe mpanohana ny fitondrana
tsy hitanao koa izay sitomina @ le resaka lava be
d tsy hita marina izay atao ho anao
10. kitjo ( 10/11/2006 19:56)
ay v enao le xxx e, afaka miresak amazay tsika

ts oe mpanohana nyfitondrana d ts mamaky gazety

misy gazety an mpanohitra fa vakiko tsara fa le la gazette vo mamaky phrase ray d kendan le karibonetra za d mitsoaka sao marary vavony!

ka tsitako mits alo zaytiany lazaina e,

ra tsitanao ze atao anah d aza valiana fts ary za e, any an :-*
11. fijo ( 10/11/2006 22:26)
vetsoko an,marina ary ekeko tsara fa ny asan'nympanohitra dia ny mitsikera,mba hampahitsy ny fitondrana.ity gazety lazainao ity anefa,tsy hoe mitsikera fa mamorina mihintsy.jereo iny resaka bandy maty tany tamatave iny,dia itanao ny santionany.io tsy misy mpamaky io.
12. sipagasy ( 11/11/2006 15:41)
ka ny fahitako azy iznay aloha ,dia avereno amiko ny teniko raha diso annn, dia mody vokisana kaly ny mpampianatra dia hifidy ny TIM @ ilay ho fifidianana, nga ny mpampianatra kosa matin'ny vary 1 vilia na dia kely karama aza kleeeeee????? sady ohatran'ny tsy fanajana olona koa anie izany hoe hanao fanasana ianao dia ny "la veille" no miteny e! amiko tsy mety izany fa fanambatambazana, sy fanaovana tsinontsinona ny asan'ny mpampianatra sy ny "programme" n'ny fampianarana ho an'ny mpianatra, mmhhh misy tokoa ny faly fa hoe tsy miakatra "radem" nefa haindry zareo ireo moa inona ilay tanjona ambadika???????
avereno amiko hoy aho ny teniko raha misy diso annnnn
13. besoiiin ( 11/11/2006 16:46)
sipagasy> io na misy kaly natsy misy kaly, na tsy hanao propagandy aza ra8 dia lany foana izy satria ny vahoaka no efa resy lahatra, ny mpampianatra kou ngah mou adala ka ho voavidin'ny vary iray vilia? tsy hainao fa eo izy mody manaiky fa any anaty isoloir tsy hisy tim fanabeazana hanambana basy azy akory ka hilaza we ity arotsaka. Donc samy miandry ny valiny isika fa wawawa daôly izany retraretra izany fa ny olona tsirairay efa samy manana izay andrian'ny sainy.
14. kitjo ( 11/11/2006 17:46)
ka io na kaly na tsy kaly afaka manao sy manome dol fa izy iany mahalala ny safidiny

raha tsy zany tsisy mpanatrika mitsy ny propagandy, tsy hisy handray ny t shirt, tsy hisy handray ny zavatra zaraina

donc, tsy tokony be taraina fa any anaty isoloir milaza hevitra!

programa ndray mande iny ve d hilaza mbola tsy absente mitsy io prof io? lolll
15. sipagasy ( 11/11/2006 18:53)
tsy resaka hoe absence anie ny olana e!!! fa ny fandraisana ny mpampianatra ho tsinontsinona nefa mba MPANABE ny mpampianatra fa tsy olonolom-poana tsy akory, aiza ny FIFANAJANA @ izany?????? tsy misy amiko...
16. kitjo ( 12/11/2006 17:41)
ka rehefa tsy faly izy dia tsy mandeha fts aza e!
invitation fts iny!
zarany aza nampilazaina sady mba break kely...hahaha....raha tsy notenenina teo ndray zao d mbola mimenomenona ihany oe "zahay moa d tsinontsinona mitsy fa tsy mba nampilazaina akory ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7952