mba mitady raha misy
1. Aino
(
08/11/2006 16:55)
raha mba misy takelaka tahaka itony dia mba omeo kely aza fady
http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/nomsmg_derives-composes.html
2. Fiffi
(
08/11/2006 17:26)
tsara be le izy fa misaotra akia an! :):-*
3. passiga
(
08/11/2006 18:00)
tena mitady mihitsy fa mbola tsy mahita(l)
4. Aino
(
08/11/2006 19:14)
Fiffi dr1!!
Mpandefa : passiga [ Valio ] 08-11-2006 19:00:33
Lohateny : Re : mba mitady raha misy
tena mitady mihitsy fa mbola tsy mahita
dedavo ao ihany eh!! de mba ampitao aty.
5. fali
(
27/12/2006 09:40)
tsara be fa rehefa mahita dia milaza ihany e!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.5216