Liste des messages

Liste des messages, inserés par Tiks, par ordre de date
Tiks ( 30/08/2007 05:45)
TIKO FOANA NY ANILANAO
Tsy de haiko loatra ny tonony fa misy hoe Tiko foana ny anilanao na hiaretako ny mafy aky matokia f'izaho efa anao haiko foana ny mitia anao... suite
répondu par cmbolatiana le 04/09/2007 11:25
Tiks ( 19/06/2007 06:18)
fitia tsy tafita
hiran'i Nantenaina le izy e tena mba ilaiko ny tonony fa mba alefaso zay mahay zay fa mercie beaucoup... suite
répondu par Tiks le 21/06/2007 05:22
Tiks ( 18/06/2007 06:16)
tsy zaho ny babany zanakao
mba mangataka io hiran'i Jean aime io o! misaotra tompoko... suite
Tiks ( 09/06/2007 07:27)
tam'3
Hiran'i Fakr vaovao le izy, misaotra mialoha de mba alefaso haingana... suite
répondu par dongadonga le 10/06/2007 11:26
Tiks ( 22/11/2006 05:41)
zay hanaovan'azy
hira rap gasy le izy de zay anaovan'azy no titre... suite
répondu par Simpona le 22/11/2006 08:23
Tiks ( 22/11/2006 05:07)
tsy fantatro
hiran'ny SLOW INDONESIANE izy fa nataony tamin'y teny gasy tsy fantatro ny mpihira sy ny titre... suite
répondu par Fiffi le 22/11/2006 07:08
Tiks ( 11/11/2006 07:11)
if tomorrow is never comes
Hira @ teny anglais izy de slow hiran'i Shania Twain... suite
répondu par fiaritiana le 11/11/2006 14:58
Tiks ( 08/11/2006 07:04)
je viens de sud
teny français izy de i Siman Bady no mihira azy... suite
répondu par Fiffi le 09/11/2006 06:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.089