fitia tsy tafita

1. Tiks ( 19/06/2007 06:18)
hiran'i Nantenaina le izy e tena mba ilaiko ny tonony fa mba alefaso zay mahay zay fa mercie beaucoup
novalian'i Tiks ny 21/06/2007 05:22
2. Malalason ( 19/06/2007 12:35)
Isika mba nikasa isika mba naniry
hanan-tokatrano paradisa
Ny Lahatra sy anjara anefa tsy voabaikontsika
Hadino ilay "fitia tsy tafita"


Vinavinantsika ny hanorin-tokatrano
Ety an-tany paradisa
nefa ny reninao re masiaka dia masiaka
nandrara ny fiarahantsika

Indray² ny fiainana eto an-tany
sento lava sy tomany
saingy ny elanelan-tany
no tsy ahitako azy androany

na samy tia aza izahay dia toa tsy anjaranay
ny hiaradia ho doria @ity fiainana ity


tsy de haiko lôtra le hira fa sombiny ihany io anisany tia azy io koa aho mirary soa
3. Tiks ( 21/06/2007 05:22)
misaotra betsaka anao ry Malalason a zany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809