tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy

1. xxx ( 08/11/2006 14:37)
tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary miaraka matory ,avelany hatao izay tianao rehetra afa tsy ny mi-devierger anazy, tena mijaly za amizany mitalaho fa tsy mety izy.Ny valiteniny mo de ny hoe enao hande hiverina any de za harinao eto ra vao vitanao ny ilainao.Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy,diso ve za ra misaraka aminy!za rahateo efa eto paris!
2. Kadoda ( 08/11/2006 14:55)
ka jereo kosa ny eritreritrao koh, ra tena tinao izy de nisy dingana nataonao t@ fianakaviany farafaharatsiny porofo fa haka azy enao fa ny anao ny anona fotsiny no tadiavinao,:oops:
3. Fiffi ( 08/11/2006 15:08)
xxx: mitombona tsara hiany ange zany ny hahihahin'le sipa eh ! tena normal be mihintsy ny nandavany anao !! zao aza enao efa eto paris ozy enao ! Raha tena hoe tianao izy de mba nampiseho zavatra , fihetsika , heu....fisehoana t@ RAD-ny ....Fa ny anao de inona fotsiny ? ny fandriana ? de gaga @ zany ve ianao raha nandaha anao izy ?
4. Robert ( 08/11/2006 15:17)
Kadoda,Fiffi>Marina daholo izany lazainareo ireo.

Raha tena tia ilay sipa koa i XXX de nanaiky ny safidy ilay sipa io.
5. tslem ( 08/11/2006 15:24)
tady ho fetsy b fotsony kosa i xxx zany an,ianao hipà nefa tedavinao omeny anao ny mamy indindra any aminy ? mety ny nataon'lé sipa kah,sanatria dia sanatria :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo ny azy mba ho teriziny ho kdo anizay tena ho VADINY,kdo tena tsy voavidy vola anie io e.
6. Fiffi ( 08/11/2006 15:32)
xxx:
.Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy,
hehehehe ! na de tsy maintsy mandalo @ zany aza izy ! jereo kely @ zay raha diso izy nandaha anao ! zao enao efa lasa ! de raha nomeny anao ny zava-tsarobidiny de inona no najoa azy zao ?????????


7. malalatinasoa ( 08/11/2006 15:48)
Soa ihany ra-sipa fa tsy vobabo be tao fa naika fay.

Le kofa vao tsy nomeny dia efa mieritreritra ny isaraka, aiza ny fitiavana @ izany?? Aleo omeny ny olona izay tena (l)(l) azy izany Kdo be izany fa tsy zaraina @ mpandalo.
8. kelly13 ( 08/11/2006 16:18)
"afaka mahafoy" hoy i xxx, nefa tsy voatery hanome izy!
9. Fiffi ( 08/11/2006 16:32)
shhhh ! zavatra efa fantatr'i xxx ny fandehany avy eo de mody be resaka eto fotsiny izy klé !
10. Zina ( 08/11/2006 17:30)
malalatinasoa [ Valio ] 08-11-2006 16:48:15
Lohateny : Re : tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy
Soa ihany ra-sipa fa tsy vobabo be tao fa naika fay.

Le kofa vao tsy nomeny dia efa mieritreritra ny isaraka, aiza ny fitiavana @ izany?? Aleo omeny ny olona izay tena azy izany Kdo be izany fa tsy zaraina @ mpandalo.


Zany mihitsy retsy a...
11. Fiffi ( 08/11/2006 19:55)
xxx:
.Ny valiteniny mo de ny hoe enao hande hiverina any de za harinao eto ra vao vitanao ny ilainao.Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy, zà rahateo efa eto paris!
pffff ! tia tena ratsy mihintsy ny fahitako an'i xxx io an! de zao mitaraina zao fa tsy nahazo !!! soahiany fa sipa matotra tsara izy !!


12. andry08 ( 08/11/2006 20:42)
F'hita hoah!
13. cutie ( 08/11/2006 22:25)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-11-2006 15:37:04
Lohateny : tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy
tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary miaraka matory ,avelany hatao izay tianao rehetra afa tsy ny mi-devierger anazy, tena mijaly za amizany mitalaho fa tsy mety izy.Ny valiteniny mo de ny hoe enao hande hiverina any de za harinao eto ra vao vitanao ny ilainao.Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy,diso ve za ra misaraka aminy!za rahateo efa eto paris!

misaraha de ndana mankany paris, fa tsy mendrika azy akory enao :-D:-D:-D:-D
oups hay moa efa any paris:lol:
14. cutie ( 08/11/2006 22:26)
Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy,

io no tena mapime ahy :-D:-D:-D
15. Ninyah ( 08/11/2006 22:33)
xxx:

tena tsy nampoiziko velively ity sipako ity hoe mbola vierge.Efa 4è année @ gestion eto tanà izy ary 20 taona. Sendra nandalo teto dago za no niaraka taminy,tena mifankatia izahay ra jerena ary miaraka matory ,avelany hatao izay tianao rehetra afa tsy ny mi-devierger anazy, tena mijaly za amizany mitalaho fa tsy mety izy.Ny valiteniny mo de ny hoe enao hande hiverina any de za harinao eto ra vao vitanao ny ilainao.Tsy mety mino izy fa tena tiko ary lavitra ny fikasako aminy!amiko nefa refa tia de afaka mahafoy ny tsara indrindra,ary tsy maintsy mandalo amizany izy,diso ve za ra misaraka aminy!za rahateo efa eto paris!
ary tia tena be kosa ianao ry XXX a!


16. Ninyah ( 08/11/2006 22:36)
marina mintsy ny azy ra nanda anao izy. ianao ary ndeha any Paris ko!
hendry kosa anie izy mitandrina ny tenanay ho madio e! sady amiko aloha ny fahadiovana no kdo tsara indrindra homena an' ze hovady e!
ianao anga te hahazo ny maloto ry XXX?
17. cabot ( 08/11/2006 22:47)
ianao koa aloa ry xxxx dia bandy tsy dia favi ny toe-tsainao e! ny mofon'olona tianao hanina dia iny ianao no mi_pa
18. sasa ( 09/11/2006 04:39)
mety mintsy ny nataon'le sipa aloha raha ny hevitro manokana, raha hisaraka aminy amzany ianao d midika izany fa tsy tia an'azy akory fa hoe hinana mofo fotsiny, Ary matoa izy 4e année am gestion izany mahatandrina ny fahadiovany d tadidio fa sipa matotra izy izany. i xxx no mitady ho ratsy saina
19. malalatinasoa ( 09/11/2006 04:57)
Mampime sy mahita tenenina foana ny bandy ka, tsy manome ny sipa (ao anatin'ilay fotoana kely andalovana) lazaina fa porofom-pitiavana izany hoy i xxxx .

Manome ny sipa lazaina fa hoe "pute de luxe daholo ny sipa eto tana" araky ilay sujet hafa atsy nataon'ny xxxx, mpanataka resto sns...

Fehiny fitiavan-tena no tena betsaka fa tsy misy iraharahiana ny "sentiments" an'ilay sipa mihintsy. Soa ihany izy fa tsy nanome naika voa double ohatry ny voalavo.
20. Fiffi ( 09/11/2006 07:00)
cabot:
ianao koa aloa ry xxxx dia bandy tsy dia favi ny toe-tsainao e! ny mofon'olona tianao hanina dia iny ianao no mi_pa
mpanararaotra fotsiny ! fa soahiany aloha fa tsy nahazo eh !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0558