tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy

21. booboo ( 09/11/2006 07:21)
xxx > manetsa be mbola ho avy r'ingahy a :°)
22. tslem ( 09/11/2006 08:23)
malalatinasoa:

voa double ohatry ny voalavo.

aôna zany voa double ohatry ny voalavo zany ?ohatry ny mahaliana knou

23. Tokinao ( 09/11/2006 08:44)
Tô rariny tokoa ny nataon'le sipa ra izany no izy knou! hihihi
24. sasa ( 09/11/2006 08:52)
malalatinasoa ka marina mintsy akia izany mahazo mimenomenona tsy mahazo mitabataba, raha za no misafidy d aleoko tsy homena mintsy.
25. degree ( 09/11/2006 09:54)
amiko aloha de mety mbola sy ampy ny porofom-pitiavana nomenao azy ,eny fa na dia efa maro aza ny zavatra efa nasehonao azy dia mbola misy handrasany!koa roa ny valteny omeko anao:
1-Asehoy azy ny fanamporofoana izay fantanao tadiaviny ka iandrasany ary mila miaritra kely ise" izay maharitra vadin'andriana,ary ny hazo kapaina androany anie ka tsy ho vanon-ko lakana androany e!
2-ka sao koa ary dia avy @ ilay tenin'i ""Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 09-11-2006 05:57:22
Lohateny : Re : tiny za nefa mbola tsy te hiaraka aminolona izy
Mampime sy mahita tenenina foana ny bandy ka, tsy manome ny sipa (ao anatin'ilay fotoana kely andalovana) lazaina fa porofom-pitiavana izany hoy i xxxx .

Manome ny sipa lazaina fa hoe "pute de luxe daholo ny sipa eto tana" araky ilay sujet hafa atsy nataon'ny xxxx, mpanataka resto sns...

Fehiny fitiavan-tena no tena betsaka fa tsy misy iraharahiana ny "sentiments" an'ilay sipa mihintsy. Soa ihany izy fa tsy nanome naika voa double ohatry
ny voalavo
ka ny tapain'ny antsy anie hono no miromoromo e! fa ny tapain'ny vava kosa dia izy io "tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka ka nahatonga ilay sipa tsy hanome an'ingah ,eeeeeeeee mba tanisao ihany re izay avoakan'ny vava e!:-$izao ialahy tapaka fihinana kaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa=))=))=))=))=))
26. mandrindra ( 09/11/2006 17:07)
izay kôfiboay tsy mitady an'io kosa aloha mandainga e. inona moa no valeran'ny mahavirja na tsia ny sipa iray amin'izao ????
fa ny tsy mety kosa dia ilay tsaho be hoe tena tiako be ianao, patati patata, nanani, nanana. raha izaho aloha dia avy dia tsoriko ny resaka e, revy sy fy no tadiaviko dia andao hifampizara. amin'izay samy mazava.
27. Fiffi ( 09/11/2006 19:55)
ny an'lery de tena tsaho be zaoooo !! de aiza izy zao ? de raha azony tao le sipa de inona no nihafarany zao ? de zany ve de hatao hoe tena tia azy ? pffffff !!
28. anjely ( 09/11/2006 20:09)
Fiffi â! efa kobon-dry mitsy ra xxx an! mbola hafa koa zany io sipa io fa tsy tanatin'le 12??? tendan-kanina kosa ianao xxx â! Tia tena loatra! Hitanao izany fa mbola misy sipa mendrika sy hendry ao Tana!:!::!:
29. Hubert ( 10/11/2006 08:02)
sao kosa ary aloha efa lasa aloha ilay hoe virja, nefa tsy izany le iz de tsy nanome mihitsy sao tonga de soren'lery hoe tô mandainga le sip'ty klé:-w
tsy niserana tany ameritreritrao ve izany ra-xxx a!
fomba fiady ihany koa mantsy ny hoe pataty patata nefa tsssssssssss lainga be fotsiny.:wink:
30. mbaliana ( 10/11/2006 10:51)
rehefa tsy manome aloha le sipa na virja na tsia, zay no hitan'ilay sipa itondran'ny fiainany.. ze bandy mahazaka dia zay - zay tsy mahazaka kosa dia miala koa...tsy io no tena hoe porofo-pitiavana faratampony akory.
31. anjely ( 10/11/2006 14:36)
hubert: possible koa izay fa de toute façon efa kobon'la sipa hoe hipeka ra xxx de handray vorom-by ka tsy nomeny.
32. mandrindra ( 10/11/2006 14:52)
tsy hitako izay olana tsy hanomezan'ilay sipa anie e. rehefa manao taoka samy mahazo fafiny daholo.
33. ninih ( 10/11/2006 15:25)
tena tiko be le mahay manao "tsia". ny fahadiovana tsy azo atao ambanin-javatra.
34. mandrindra ( 10/11/2006 15:47)
ninih, fa inona aloha no ifandraisan'ny hoe mahay manao tsia sy ny fahadiovana???
io koa aloha tsy ifanerena e. fa raha ampifilafilaina dia aleo tsy mifankatia satria anisan'ny fototry ny fifankatiavana io
35. booboo ( 10/11/2006 16:33)
fa inona aloha no ifandraisan'ny hoe mahay manao tsia sy ny fahadiovana???


mitovy fanontaniana kounkou
36. mbaliana ( 10/11/2006 18:56)
mandrindra le sipa kosa mety efa kopy fa mitady anann azy fotsiny le bandy ... io samy mannaa ny fomba fiainany sy eritreritra
37. jimtex ( 13/11/2006 09:28)
za manohana ny hevitry MANDRINDRA e rafa tinao le olona de omenao, iza mo no nahalala zay resakizy si xxx tany fa mora manome tsiny eo sika ,sady izy nilaza fa vonona hijery lavitra sy tia anazy!.Fa kosany tokony nisy dingana natoni xxx fotsiny teo @ ray amandreny mba ho tena matotra e.
38. mandrindra ( 13/11/2006 11:47)
mbaliana, raha izay no tsapan'ilay sipa ka tsy eken'ny sainy dia tokony ho nipirsihany i xxx
39. mbaliana ( 13/11/2006 12:17)
mandrindra tsy tonga kosa dia mety ho azo(compris) daholo kosa ange ny fihetsiky ny tsi 1 1 e, mba ahafahana mahazo tsara ny fihetsiky ny hafa dia miandry fotoana... rehefa hita fa tsy maharitra le bandy dia fitadiavana fotsiny zany .. raha tena fitiavana mahandry le bandy.
40. mandrindra ( 13/11/2006 12:59)
eny e, fa rehefa kôpy hoe izay no tanjona ka tsy miady amin'ny an'ny tena dia mipà fa tsy mody miaraka eny foana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053