Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
kitjo
(
11/11/2006 10:09)
vaovao @ radio alliance 92 ny 10/11
www.alliance92.com/rubriques/vm/10%20novambra%20hariva.mp3...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 13:45
laypa
(
11/11/2006 07:39)
FEFY TSILO MAGE 4
MBA MANGATAKA AN'ILAY FEFY TSILO MAGE 4 RAHA MBA MISY...
suite
répondu par Fiffi le 11/11/2006 07:46
Tiks
(
11/11/2006 07:11)
if tomorrow is never comes
Hira @ teny anglais izy de slow hiran'i Shania Twain...
suite
répondu par fiaritiana le 11/11/2006 14:58
cabot
(
11/11/2006 06:02)
redrarendra sa fahantrana
ahoana ny fahitanareo ny vhv be sipa be dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an! sy ny sipa tonga dia mivarotra tsotra izao ny tenany...
suite
répondu par degree le 12/11/2006 16:16
salmo
(
11/11/2006 01:25)
¿Iza no milay?
¿i Aino sa i pachinot?:-P:-P Jereo any @ sary hihi...
suite
répondu par xxx le 18/11/2006 13:38
xxx
(
10/11/2006 20:21)
Miha very tsikelikely ny maha malagasy .....
Tano izay azo fa sarotra ny mila àry Andrianiko ny taniko .....Hatramin'i POOPY moa dia milàza @ hirany fa TSY MAHAMENATRA NY MAHA MALAGASY hoy izy..NEFA raha mijery ny zava-misy ankehitriny dia mam...
suite
répondu par Tsingatsa le 16/11/2006 09:48
sakaleona
(
10/11/2006 19:04)
Technologie aty ambanivohitra!!
Enfin8),
Tonga eto ampelatananay ny resaka tchat, alors misokatra ho an'ny rehetra ny varavarana, indrindra isika gasy te hiresaka amin'ny fomba malalaka:oops:..Ito ary ny adiresy e::}:[url] http://m...
suite
répondu par rrgmt le 02/01/2007 01:12
titimms
(
10/11/2006 19:00)
hoax
inona marina le hoax e?...
suite
répondu par narini le 11/11/2006 04:56
titimms
(
10/11/2006 18:46)
mbola lamody iany
mba mahita didina jupe hafa ve nareo ? akotran'ny jupe droite na évasée na porte feuille otran'ny leo be anireo aho. merci...
suite
répondu par ikaretsaka le 01/12/2006 01:22
salmo
(
10/11/2006 18:07)
VIVA ESPAÑA ¿iza amin'ny clip no revenareo?
Vohalohany http://www.youtube.com/watch?v=OnIYgn8MKjo faharoa http://www.youtube.com/watch?v=aqJU8K5qHX8 fahatelo http://www.youtube.com/watch?v=XmITw1Iupqo Fahaefatra http://www.youtube.com/watch?v=W...
suite
répondu par Fiffi le 16/11/2006 21:25
kitjo
(
10/11/2006 17:32)
lamaody!
asa ny any aminareo any ry reto fa aty dia miverina indray ilay lamaody juste o corps na le oh cysliste d robe ny ety ivelany na amboniny lava2
ny mahita sinoa manao azy aloha tsy mahagaga hatramin...
suite
répondu par kitjo le 18/11/2006 15:35
Aino
(
10/11/2006 17:26)
jereo eo izay mba mahaliana anao
http://www.hiragasy.fr.tc/
http://takelaka.dts.mg/domoina/mana.htm
http://www.ratsimandresy.org/anarana.php
http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/livredmere3.html
http://www.zomare.com/lexiqu...
suite
répondu par fali le 27/12/2006 09:33
xxx
(
10/11/2006 16:52)
raciste ao france gasy/gasy
Milaza isika fa raciste ny frantsay kanefa tonga mitsidika ao france koa ny gasy, maninona mandositra sy miavonavona ireo gasy taratasy maromaro?
Efa fiainana hiainan'ny zanak'olombelona io miseho a...
suite
répondu par xxx le 14/01/2007 17:50
valinaka
(
10/11/2006 15:57)
madagascarien sa madagascarois sa malagasy sa malgache ?
andron'ny fivoarana izao ka mety raha atao tahaka izany ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao.
ny tiana ambara de misy ambaratongany isika na tiana na tsy tiana :eran-tany de hoatr'izany daholo fa sai...
suite
répondu par Fiffi le 29/11/2006 18:07
xxx
(
10/11/2006 14:07)
zava-bita hatrany
Madagascar remporte le «Globe Award 2006» du tourisme
Cf> Les Nouvelles...
suite
répondu par cabot le 13/11/2006 21:02
rabaradaka
(
10/11/2006 13:36)
Hipetraka eny amin'ny Rova Manjakamiadana
Razoky maromaro sy feo maromaro no henoko, na dia hono aza fa hoe hipetraka eny amin'ny Rovan'i Manjakamiadana , HONO, i ravalomanana amin'ny deuxième mandat. Dia ahoana izany ?...
suite
répondu par andry08 le 02/12/2006 14:13
rabaradaka
(
10/11/2006 13:30)
Nihifikifi-doha ny vahiny
Taorinan'ireo masoivoho vahiny ny toeran'ny namana mpiserasera maro tamin'ny nampisehoan-dRavalo ny MAP tao Mahamasina. Toa nihifikifi-doha hoe ry zareo fa tsy nahatanty ilay famaranana ny précampagn...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 19:48
sissie
(
10/11/2006 11:12)
AMBILA ZAHO (jean rigo)
salama iaby e!
mba ameza parole hira io za ze managné e!
Merci d'avance!
ito mail naka:masissie@yahoo.fr
...
suite
répondu par lanto le 16/11/2006 10:05
lagoon
(
10/11/2006 11:08)
Lahinirin'ny sasany:misy afera maimbo
Mety efa nisy nahita ity post ity,kanefa dia haveriko eto satria mety hisy Saina M%ichel higadra atsy ho atsy.
-------------------
Par: besaraka
Date: 10 novembre 2006 - 12:11
...
suite
répondu par ronaldo09 le 14/11/2006 10:04
lagoon
(
10/11/2006 11:06)
Herizo kandida Arema
Niala ihany ilay saron-tava nony farany.Mazava izany izao ny antony nialan'i Herizo tsy ho lehiben'i LF intsony t@ 2002 ireny.
Ny Hasina sy Elia dia kandidan'i Pierrot. I Herizo dia lasan'ireo Arema ...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 17:42
