Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo ( 12/11/2006 16:25)
propagandin' ny mpanohitra
mba asio patiny kely asiana maso e!... tohiny
novalian'i bonazy ny 12/11/2006 20:51
lagoon ( 12/11/2006 15:50)
Mamim-bahoaka ny FILOHA RAVALOMANANA
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1267 http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1266... tohiny
novalian'i belaza ny 17/11/2006 20:12
bazylou ( 12/11/2006 15:47)
ity
http://www.eem-group.com/index.htm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 16:15
Fiffi ( 12/11/2006 15:31)
Ny Pub
Asa indray na zah irery no mahazo an'ity fa ireo pub miseho rehetra manelanelana ny famaliana ny dinika de mahaliana ahy daholo ka jereko daholo ! saingy... -isaky mi-kliky io pub io aho de very ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/11/2006 06:26
soanja ( 12/11/2006 15:03)
Marie Antoinette
De mba nijery anle Film Marie Antoinette hoa zah, de tena diso fanantenana be fa sady efa nosimbaina tamle sound tracks tsy mifanaraka amle toetrandro taminio fotoana io no sady koa be no nodinganina ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:48
bazylou ( 12/11/2006 13:00)
tsara tantana tokoa ny madagasikara
ka ny 1e= 6000 fmg taloha lasa 13000fmg 5 taona fotsiny;; maika fa ampiana 5taona manaraka... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 18:16
bazylou ( 12/11/2006 12:59)
mazava ho azy
fa hikorontana io raha tsy lany eo ilay8... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:37
bazylou ( 12/11/2006 12:57)
raha ny kolikoly rehetra any
ambadika nolazaina eto dia tsy ampy ny site , aiza koa no misy mpampianatra hoforsena ho tim raha tsy izany tsy mahazo solde!!... tohiny
mihola ( 12/11/2006 12:57)
"VONJEO"n'i PRINCIO
mba mangataka ilay hiran'i PRINCIO mitondra ny lohateny hoe:"VONJEO"azafady indrindra raha misy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 15:37
bazylou ( 12/11/2006 12:55)
tsy maintsy hoe manomboka
amin'ny fodiana fanina amin'ny fandrebirebena sy ny fivavahana ny hipokrity... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:38
diamondra27 ( 12/11/2006 10:30)
sonnerie à télécharger
[b][color=blue]Salama daholo ô! Mba mangataka ho an'izay afaka manampy ahy hanazava hoe: aiza no mety ahitàna site ireny sonnerie chrétienne à télécharger ireny ampidirina @ Tél portable, na... tohiny
novalian'i fanaina ny 19/11/2006 12:11
xxx ( 12/11/2006 09:58)
hono hoa! mba mahalina ity
hono hoa ry reto le lhl tsy ampy sperme reny ve miteraka sa ahoana? inona no antony mahatonga izany... tohiny
novalian'i batita ny 16/01/2007 11:06
petsambava ( 12/11/2006 08:17)
Natomboka t@ fotoam-pivavahana ny an'i RA8.....
Ho an'izay mbola tsy mahalàla dia misokatra androany ny propagandy ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia natombony @ fotoam-pivavahana ao @ MAGRO ANKORONDRANO ...Ho an'izay tsy mbola mahalàla koa dia eto... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:28
hery ( 12/11/2006 01:35)
Fifaninanana "Ampitampitao ilay Serasera"
Ny takelaka serasera.org dia mikarakara fifaninanana voalohany mitondra ny lohateny hoe [b][i]"Ampitampitao ilay Serasera"[/i][/b] izay manomboka ny 12 novambra 2006 ary mifarana ny 20 desambra 2006 m... tohiny
novalian'i HeryLo ny 16/12/2006 06:20
xxx ( 12/11/2006 00:55)
Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
Inona ny ataonareo raha ilay miaraka @ akamanareo iny, dia laozany mijery vehivavy hafa? Hafa ny hoe mijery kely indray mandeha fotsiny, fa dia tena any foana, in-3, in-4, @ izay tsy mahalala mody ... tohiny
novalian'i vale ny 29/11/2006 10:17
ainga ( 11/11/2006 22:56)
mampalahelo be i bazylou
Mampalahelo elà ry bazylou fa be fankahalàna, dia be fanaratsiana, ka h@ maha-malagasy avy sy ny hambo-po maha-Malagasy antsika (anay rehefa tsy te-ho Gasy i Bazylou)no tsiratsiraina. Toa mararirary... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:36
kitjo ( 11/11/2006 22:14)
PMU presidentiel
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-4-2006.html agorisao ery ambanimbany... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/11/2006 20:16
kitjo ( 11/11/2006 22:09)
Madagasikara Tsara Tantana - Madagasikara Mandroso
io indray no filamatra amty e!... tohiny
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 23:00
fenitramialifera ( 11/11/2006 21:38)
tsy izaho sy ianao
azafady ooo mba mangataka ny hiran'i Rolf mitondra ny lohateny hoe:Tsy izaho sy ianao misaotra tompoko:=((... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 21:50
bigup ( 11/11/2006 19:26)
inona no tokony hatao?
Mba te halaza sy hanandratra ny malagasy manerana ny izao tontolo izao ny tarika verokely? inona no kay no mbola tokony hatao raha izao ny ezaka efa vita: jereo ny site. www.aingoshop.com/verokely... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/11/2006 06:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.1294