Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tianne ( 13/11/2006 06:44)
Noely
Sao mba misy afaka manampy mahita "tantaran'i Jesoa" lalaovina amin'ny Noely, na site mety ahitana azy, dia misaotra mialoha e.(tantara teny gasy a). ... tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:44
antoniella ( 13/11/2006 03:40)
Tsy himpoly de Asco Music
Raha anananareo dia mba ataovy ato am tranonk'ala o!! Merci... tohiny
novalian'i cutie ny 15/11/2006 22:05
bazylou ( 13/11/2006 00:05)
Io aloha dia tsy maintsy mmisy 2e tour io e,
Rehefa atao tsara ny calcul dia tsy misy mahazo +50% ireo na ny irayaza amin'ny 1er tour, en plus 14 be izao,,... tohiny
novalian'i tsingy ny 14/11/2006 09:59
bazylou ( 13/11/2006 00:04)
dia hoe tsy maintsy le8 no lany eo!!
Mahagaga an, hay fatra- mpangalatra toa izany ianareo tim ireto, sa mpijapy train... tohiny
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 06:00
bazylou ( 12/11/2006 23:59)
Dia kenda tokoa ianareo vahoaka ka
jamban'izao lalana sy tetezana etsy sy eroa izao. Efa tsy nahavita azy tokoa ny mpanjaitra teo antanana ka nomen'ny sinoa tablier hono ny ankizy!!!! Mba fantatrareo ve hoe firy miliara isan'andro ny ... tohiny
novalian'i tsingy ny 15/11/2006 08:35
rainy ( 12/11/2006 23:52)
Mitady hanondrana marina ve Ratsiraka DIDIER ?
araky ny resaka mandeha farany dia hoe hirohotra hiditra an-keriny eto amin'ny tanana i Radidy sy ny tariny alohan'ny fifidianana; fanohanana avy amin'ny frantsay no toa hoe hahasahian-dry zareo? Ino... tohiny
novalian'i rainy ny 13/11/2006 21:09
sareraka ( 12/11/2006 21:31)
Il n'y a que la verité qui blesse!......
Tezitra daholo ny ankabeazan'ny malagasy raha sendra mahita reportage ataon'ny vahiny momba ny fahantran'ny gasy :"MADAGASCAR est un des pays le plus pauvre du monde ...âme sensible s'abstenir face a... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 12:25
petsambava ( 12/11/2006 21:03)
HO ZAKANTSIKA IHANY VE NY 5 TAONA MANARAKA!
Ho zakantsika ihany ve ity fiovana ity izao itsika gasy betsaka ny 4 mi ny manana @ izany mihamanana ihany dia ireo minisitra no voalohany @ izany manaraka azy ireo ireo vahiny avy lavitra any m... tohiny
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 10:27
sareraka ( 12/11/2006 20:41)
Ny frantsay no namono ny mpioko t@ 29 martsa 1947...
Ny voanjo na colons frantsay no namono ny gasy aman'arivony teto ANTANANARIVO sy MORAMANGA ary tany TOLIARY. Ingahy TSIRANANA sy ny FRS no namono ny mpianatra teo @ 13 mai. i RATSIRAKA sy ny nam... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:52
xxx ( 12/11/2006 19:46)
raha nareo no @ placeko de in no ataonareo
zao zany lay resaka nisy olona zay niaraka tamiko de tam volohany zay tenanifampiresaka be tsisy otran zany tam telephone sy ny karazany efa hitanizany ny sariko de tara be izy zah zao zah zao tsy mah... tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2006 04:10
lanto ( 12/11/2006 19:29)
Trano bongo
Misy hira misy trano ireto ohatry ny tonga ato an-tsaiko foana nefa tsy mety tadidy tsara ny tonony, ny mpihira koa 1- 'lay misy hoe [i]Trano bongo kely iray tazana ety Trano bongo kely iray manin... tohiny
novalian'i lanto ny 13/11/2006 15:43
antsafa ( 12/11/2006 19:15)
inona no atao hoe fitiavana?
Inona marina no atao hoe fitiavana ?... tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 19:45
katafi ( 12/11/2006 18:55)
any ambanivohitra any lahy e!
mba saika hitady hira.tsy haiko ny lohateny sy ny mpihira azy fa misy izao fehezan-teny izao ao anatiny:"any ambanivohitra any lahy e!lohasaha mitomandavana""fa i neny anie d efa sasa-miandry!" misao... tohiny
novalian'i katafi ny 13/11/2006 19:42
kitjo ( 12/11/2006 18:54)
mbs en direct!
henoy fa mande en direct ao @ www.mbs.mg tsara kosa l ehira faneva an mande foana!... tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 18:12
fanaina ( 12/11/2006 17:57)
miarahaba any tooki
arabaina i tooki tratrin'ny tsingerin-taona!!:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:22
fanaina ( 12/11/2006 17:44)
Ny ainga
hummm tena manina sy te haeno be any hirany ny ainga nefa tsy manana!! ... tohiny
novalian'i Aino ny 16/11/2006 15:31
fanaina ( 12/11/2006 17:36)
boufff
mafinaritra ahy ny manao esport karazany betrabetraka fa tena lafo be ny any @club nefa ny publique vitsy ny grup feminin, izany hoe nisy ihany teo aloha fa efa rava dol. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 12:09
akama2006 ( 12/11/2006 17:16)
strategie de BOYCOTT ny vita tiko no tsra apetraka
BOYCOTT no tsara atao satria ny monopole no miseho izao,boycott ny vita tiko satria vita ho ana olombitsy fa tsy ho any malagasy,avy eo boycott ny mbs sy ny zavtra rehetra mikasika ny tiko sy nychaine... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 23:07
kitjo ( 12/11/2006 17:13)
akon\'ny propagandy: vaovao @radio
alliance 92 http://www.alliance92.com/rubriques/vm/12%20Novambra%20atoandro.mp3 ny sasany ts nanao fa mivory hono...laozana mihanahana eo ko! aveo ndray mimenomenona ... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/11/2006 18:30
Fiffi ( 12/11/2006 16:26)
TITRE= TRADUCTION LIBRE...TENA LIBRE
efa nalefako teto izy ity efa ela hiany fa naveriko indray sao misy mahafantatra hafa ? -bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy. -sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny val... tohiny
novalian'i naej ny 01/03/2007 14:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1577