Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bmw307
(
14/11/2006 22:12)
fitiavana ve sa fanalanandro
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena....
tohiny
novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:35
bmw307
(
14/11/2006 22:04)
mila namana fa tokantena e!
Ita fa izany no marina enkahitriny , nefa tsimisy manantona....
tohiny
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 14:05
petit
(
14/11/2006 21:15)
afobe
salit daholo tsika ato,
misy hira an'i Rah ckiky hoe "afobe"no mba angatahiko raha hanananareo ny tonony.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 21:24
salmo
(
14/11/2006 21:12)
Kapoka olo-tiana na marary aza hefina
Rah tsy diso aho, hokapoiny Zina hono ny fitom-benako raha hitany fa izaho hono miteniteny foana:-D:-D Mitady mpiaro eeee...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/11/2006 19:20
salmo
(
14/11/2006 20:49)
Devoly
¿Iza nareo no manana demonia?...
tohiny
novalian'i vale ny 20/11/2006 14:34
booboo
(
14/11/2006 19:33)
Mitady oul mipetraka any Pau
Mba te hifampiresaka @ namana mipetraka any na manodidina an'i Pau zà ô ! Raha misy ao Oloron-Sainte-Marie dia vao maika tsara beeeeee mihitsy :D
:)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/11/2006 05:49
salmo
(
14/11/2006 18:48)
Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
Ny mpanao prompangandy dia azo lazaina oe: Henatra eo anatrehany vahiny sy ny tompo-trano. Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina, satria izy ireny mantsy no mangeta...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:55
kitjo
(
14/11/2006 18:27)
13 - 9 - 4 .... in sifra manaraka?
kandida 13 hanohitra an Ravalo dia nivory foana
9 avy eo oe legaliste
zao 4 sisa nivory
firy sisa zany?
http://www.lexpressmada.com
DEMANDE DE REPORT DU SCRUTIN
Les candidats réca...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:06
titimms
(
14/11/2006 18:23)
sarodevonina
Asina siramamy kely hono ry reto ny sakafo saro devonina de tsy manin an. ex : crevettes , ravitoto, choux, ... sady mba manome tsiro kely e...
tohiny
novalian'i titimms ny 03/12/2006 17:16
xxx
(
14/11/2006 18:23)
concentration
Za oa tsy afaka miconcentre tsara amin'ny atoko mihitsy, ohatra ny valabalaka zany foana. Dia tsy mahita tory aza ndraindray. Tsy haiko hoe maninona. Nefa izaho amin'io mpianatra an, ilay tokony hicon...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2006 17:09
kitjo
(
14/11/2006 18:21)
3membres du groupe Njava condamnés à 15 ans de travo forces
misy ifandraisany @ ilay resak adoption ao ambadika ao ty
http://www.lexpressmada.com
fait divers @ edition 3555 du `14Nov...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/11/2006 22:22
MTN
(
14/11/2006 18:19)
Rap gasy
Nareo kay sao mahita ilay rap gasy talohaloha ireny. Na ilay ambany gorodona na tsy?...
tohiny
novalian'i laalah ny 27/11/2006 21:14
kitjo
(
14/11/2006 17:26)
Marc Ravalomanana ah! sady bogosy no mpanana ah!
misy harary fo amin'io njay zao..ihihhi
ce ke j'aime c'est tout!
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1281...
tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:04
xxx
(
14/11/2006 17:24)
homo
Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/12/2006 21:31
xxx
(
14/11/2006 16:15)
FANONTANIANA MIPETRAKA HO ANTSIKA MIANAKAVY?
Ny fanontaniana mipetraka voalohany dia ho an'ny eo @ fitondràna maninona kay raha mbà misy ihany ny vola hanaovana propagandy mbà hanaovana zavatra hafa mahasoa ny tanora e ohatra! izay andry iank...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/11/2006 14:35
hery
(
14/11/2006 16:10)
Tsy ilaina ny propagandy
Tsy haiko hoe natao ho an'iza marina ny propagandy. Ny ankamaroan'ny olona efa samy manana sy mifikitra mafy amin'izay hofidiany daholo. Aza eritreretina akory hoe ny mpanaraka an'i Ravalomanana dia h...
tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:17
salmo
(
14/11/2006 16:03)
vendrana kou isika izany raha baolina
¿Rahoviana Madagasikara no hilalao CAN na Mondial?...
tohiny
novalian'i Razouzou ny 16/11/2006 17:05
bibidia
(
14/11/2006 15:46)
anti-bavy namahan-jafy
hira mihetsiketsika izy tsara an-dihizana mihitsy tsy fantatro ny mpihira azy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 20:58
bazylou
(
14/11/2006 14:41)
rahoviana no hisy stabilité i Madagasikara
indrindra fa ny ara toe karena.
Rahoviana no misy ekonomia mazava ao an tanana ao?
Rahoviana no hanana ny toe kareny ny gasy fa tsy atao copie colle frantsay foana???
Rahoviana no hanara dalana ny...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:28
bazylou
(
14/11/2006 14:38)
tandremoa ry sao mangalatra ka diso fanatenana eo
Ny mpangalatra voalohany aloha izao dia efa kobo e,...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:57
