afobe

1. petit ( 14/11/2006 21:15)
salit daholo tsika ato,
misy hira an'i Rah ckiky hoe "afobe"no mba angatahiko raha hanananareo ny tonony.
Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 21:24
2. Fiffi ( 14/11/2006 21:24)
petit: fa hataonao inona sahady ny afobe ? enao ange mbola "petit" eh ! :-D:-D:-D
(mba vazivazy ny ahy iny an !) :)

Nijery tao @ tononkira aho fa tsy ao io hira io ...sao de tsy io ny tena titra ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=128
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599