Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 15/11/2006 23:52)
aleo handeha ny baolina, fa raha mbola pma
ihany mandritra ny 5 taona manaraka dia aza mitsoaka mandadilady maka saosy aty aminay aty!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/11/2006 15:31
Lejim ( 15/11/2006 23:52)
Tim Antsiranana, LOL sora-baventy :-D
Tim Antsiranana C'est la panique ! C'est la panique au sein du Tim d'Antsiranana. Le faible effectif des participants à la marche qu'il a effectuée dimanche dernier pour marquer son soutien à Ra... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:45
bazylou ( 15/11/2006 23:40)
alemana sy frantsay ny arte fa
tsy alemana fotsiny!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:28
bazylou ( 15/11/2006 23:40)
nahoana no tsy sahy tao aminn'y arte!!!!!???
nahoana no nitsoaka sy nody fanina e!!!! izany ny anareo izany , misitri belona rehefa ....... tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 09:39
bazylou ( 15/11/2006 23:38)
Tandremo ary sao kendan'ny natelina eo ka hitsoaka aty
Tandremo hoa ny miara dia amin'ny fatsora lahy sy ny mpandainga, ny anay 5 taonaizay dia efa mazava fa vao maika nihitsoka. Ka ampio izay ia hifidy ilay 8nareo , jereo tao amin'ny arte fa tsy loyal ak... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:49
salmo ( 15/11/2006 22:14)
Ny fitaovam-pianarany vhv
Tsssss, tena kirana mihintsy aho mahita ny vhv mitondra fitaovanam-pianarana feno sarisary fo sy sarisarim-bonikazo sy izao rehetra lokoloko isakarazany izao. Haleo mahita ny T1 sy T2 feno vovon-dakre... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 06:00
sareraka ( 15/11/2006 21:50)
Nazava tsara tamintsika angamba ny tao @ ARTE androany!
Ho an'izay nahita ny reportage fohifohy izay niseho tao @ canal ARTE dia nahita ny reportage momba an'i MADAGASIKARA sy ny fahantràna ....Nisy temoignage maromaro tao nahitàna ny fahantràn'ny olona... tohiny
novalian'i Garfield ny 07/04/2009 09:57
jpeg ( 15/11/2006 21:14)
Ho lany Ravalomanana
Raha izao fandehan'ny propagandy izao aloha dia aleo dia tsorina dia ny izao fa i Ravalomanana no ho lany. Afaka 5 taona indray manarina hoan'izay te hitantana an'i Madagasikara.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:57
colar ( 15/11/2006 20:00)
fitiavana,hifankahalalana,offre
misy trano 50m miala ny ranomasina, terasse privee,any ostia,30mn miala train rome,20eu par j,misy tele,misy lakozy,akaiky todis,fa milay b zany ho anzay t hanao noce kely aty am tanana ,otran tom cru... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 14:44
titimms ( 15/11/2006 17:47)
creme au beurre
za zany mba te hahay creme au beurre e, otran'ny hoe creme au chantilly foana no atao. mba ampianaro e. Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/11/2006 18:06
tala2 ( 15/11/2006 16:10)
rehefa eo anilanao
ba andefaso le hiran'i princio "rehafa eo anilanao" azafady... tohiny
novalian'i mihanta ny 18/11/2006 00:12
124 ( 15/11/2006 16:03)
K Mulahh
Yo 124 AKA K-Mulahh ihany. Lery kofa ao anatiny "rebely" clan niforona tao 2 taona lasa, kofa 6 zay ao anatiny ty tasitara ty dia ireto avy: Skylahh AKA badman, K-mulahh, Radavnazz,Zouzou,Rinasoa ary ... tohiny
novalian'i lanto ny 16/11/2006 10:10
kitjo ( 15/11/2006 14:50)
nndriii...atao dol zao fika rehetra izao!
"Un sit-in devant le PNUD » Furieux, le président du parti PFDM et non moins ancien président de la délégation spéciale de la province autonome de Mahajanga, Pierre Tsiranana a lancé ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 18:31
dasy ( 15/11/2006 13:41)
television
o ry Hery a ! nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?... tohiny
novalian'i caprio ny 15/11/2006 23:00
melody ( 15/11/2006 13:26)
Menu tena malgasy
Misy namanako vahiny vitsy2 mba te hanandrana izany sakafo tena malagasy izany, entrée sy ny desera no tena tsy misy hevitra za, inona no mety atao? Misaotra betsaka zalahy a!... tohiny
novalian'i bichette ny 18/11/2006 12:49
simplex ( 15/11/2006 13:17)
Tsunami
namana Japon--Russie, http://www.cnn.com/2006/WORLD/asiapcf/11/15/japan.tsunami.ap/index.html?eref=rss_world http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/asia-pacific/6150538.stm :-*:-* ... tohiny
novalian'i Angie ny 17/11/2006 09:46
xxx ( 15/11/2006 11:47)
singan'olona
singan'olona, toa very izany izaho.. ... tohiny
novalian'i ninih ny 17/11/2006 15:42
rnjak ( 15/11/2006 11:45)
'ty le valiny
nametraka fanontaniana vitsivitsy za teo aloha teo (tao @le hoe [i]kay le tsy nampoiziko[/i]) de zao omekony valiny -aiza i do no miasa: [b]ati-[i]do[/i]ha no miasa[/b] -iza no biby tsy tonga tao... tohiny
novalian'i MTN ny 15/11/2006 21:17
cmbolatiana ( 15/11/2006 11:38)
zanaka mpiôsika
Mba mangataka ny tonokiran'i Solo mianadahy izay manana zanaka mpiôsika ny lohateny Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ninih ny 15/11/2006 14:08
kalaginta ( 15/11/2006 11:14)
bjr
azafady anie fa mba ùitady tonon'ilay hiran'ny tovo Jhay misy hoe "tsy misy toa anao, tsy misy toa anao ....." eo @ refrain fa tsy haiko mihitsy ny lohateniny Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i lanto ny 28/11/2006 09:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7913