Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
degree
(
17/11/2006 21:07)
mba tia ve ?
Amba tsy tia fa ampo taralila :?::?::?:inona no antony ? ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 13:28
degree
(
17/11/2006 20:59)
aiza ho aiza
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,moa ve tokoa ny vhv efa mitoman-dahy sa mba te hiady ny fitoviantsaranga @ lhl sa kosa mba hitsapa vitana fotsiny ?:-D
:-D...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/11/2006 12:55
xxx
(
17/11/2006 20:32)
inona no tinareo
raha lasa lavitra ny lhlnareo,aleonareo ve izy mitsaingoka eny @ arcade(le ty sy nday) sa le manao sipa ireny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/11/2006 21:26
Aino
(
17/11/2006 19:59)
iza sa tsy izay ilay izy?
ela ny ela fa tiako aloha ny eto @serasera sy hireo namana eh!!
ka mety tsy hiala eto mihintsy! fa izay misaraka hono fasika!!
sa ianareo hanadino anay?:-o...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 28/11/2006 13:04
fanaina
(
17/11/2006 19:52)
miarahaba aloha vao manotany!!
miarahaba any herimiafina aloha tratry ny tsingerenanny taona!!
dia manotany hoe ary ela marian aizy tsy hita hintsony ah!!sa moa izy tsy pandalo dinika?...
tohiny
novalian'i fanaina ny 18/11/2006 13:19
salmo
(
17/11/2006 18:20)
¿Malagasy na Français ihany?
Bdb ny malagasy tsy mahay teny gasy aty ivelany Mscar.
[quote]Natokana ho teny Gasy sy Français ihany anefa ny serasera[/quote]
[quote][u]Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahanao mifandray a...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2006 01:58
Bakobako2
(
17/11/2006 18:19)
Te hitera-dahy.
Betsaka zany ny resaka henoko hoe raha te hitera dahy de izao sy izao misy zany ny mitombona sy azo arahina fa misy ko moa mazava ho azy ny finoanoa pôna , ka nareo ve ry reto mba mahalala ny recette...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 26/11/2006 08:22
kitjo
(
17/11/2006 18:04)
karanan'i fijo!
tttsssss
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=societe&debut=2...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/11/2006 20:59
fasaly
(
17/11/2006 17:43)
Permis
Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted:
ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/12/2006 21:16
larousse
(
17/11/2006 17:41)
Ravalo ihany no mampandroso any Madagasikara
Iza ary no masahy milaza fa zay olona milatsaka ankoatry Ravalo de hampandroso marina any Mkara.Jereo reo olona sasany reo efa nitondra teo daholo na izany ministra taloha na depiote na tao am hcc ny ...
tohiny
novalian'i tandroka ny 19/11/2006 22:47
tsimiandravola
(
17/11/2006 15:35)
intolérence idéologique???
Vao teo aho no nanasohaso fa misy tolérence kokoa eto amin'ny serasera.org miohatra amin'ny any ankafa.Tsy tapitapitr'izay tsy hitako ilay hevitra nasosako.Explication???...
tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:55
raryjaz
(
17/11/2006 13:08)
ny boky
aza atao ambanin-javatra ry zareo ny boky ahazoana tombotsoa io zavatra io an! Nandeha teo ny hasin-tsoratra nefa mbola vitsy ihany ireo nitsidika azy . Isaorana anefa ireo olona nahatsiaro sy mahafan...
tohiny
novalian'i Nav ny 04/12/2006 09:05
rafeh
(
17/11/2006 12:38)
tsy masaka intsony ra8
ekeko hoe nahavita lalana izy saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona nefa ny azy dia vao maika nisondrotra be loatra ny vidin'ny sakafo
:twisted:tsy masaka intsony e:!:
:?:tsy lany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2006 08:25
mahajilo
(
17/11/2006 12:05)
ANATY PATALOHA
rehefa " be tanana" hono dia "be zavaboary", ary rehefa "be orona" koa dia "milanaja azy" Ekenao ve izany?...
tohiny
novalian'i kama ny 13/12/2006 05:34
jobala
(
17/11/2006 11:14)
Tosika masina
Vonjeo:cry::cry::cry:
Tena mila fanohanana b ny vazo evanjelika sy ny mpanakanto evanjelika fa somary marefo izay ihany mantsy!OH fotsiny: any @ studio d'enregistrement d tsy d mba misy loatra ny red...
tohiny
novalian'i jobala ny 18/11/2006 09:52
akama2006
(
17/11/2006 10:18)
aza gafina kosa ratsirahonana e!na mafy aza ny t@arte!lollll
tadiaviny sasany gafina ny meeeting ny ratsirahonana AVI tena milay tany fianar,vonoina ny olony AVI milay,dia inona koa no manaraka? laniny akoho ny fangaraka!;-):-D:-D:-D:-D:-D!
nareo anie ry nam...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 08:47
xxx
(
17/11/2006 10:18)
inn kay ny fandeferana !
raha mitia oul iray enao, dia misy hoe [b]fandeferana[/b] ao anatin' ny fitiavana , dé inn avy kay lé hoe fandeferana,mba tanisao hoe ry zareo ny fahazoanareo azy omeo liste lavabe hoe hahitana azy ...
tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 19:01
rafano73
(
17/11/2006 09:49)
Pub
D mba gaga aho fa misy ireo manao pub sasany tsy milaza ny vidinjavany zay amidiny fa à deb ou prix sacrifié !ny inona???? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 15:51
majakely
(
17/11/2006 09:34)
firy taona ary zah ô?
Tapakevitra hono ty ranamana ray fa hanao chirurgie esthetique fa mahatsiaro tena antitra nefa vao 44 ans...
Nandeha tany am mpandidy izy de afaka herinandro vitsivitsy de nivoka dôro ny tarehany le...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 23/11/2006 21:37
kallie
(
17/11/2006 07:42)
MANOU
Manou, (Spy D.) je passe Nöel à Paris alors si tu vois ceci fais moi signe. Tigresse...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 18:12
