Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafeh, milahatra araka ny daty
rafeh
(
17/11/2006 12:38)
tsy masaka intsony ra8
ekeko hoe nahavita lalana izy saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona nefa ny azy dia vao maika nisondrotra be loatra ny vidin'ny sakafo
:twisted:tsy masaka intsony e:!:
:?:tsy lany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2006 08:25
