iza sa tsy izay ilay izy?
1. Aino
(
17/11/2006 19:59)
ela ny ela fa tiako aloha ny eto @serasera sy hireo namana eh!!
ka mety tsy hiala eto mihintsy! fa izay misaraka hono fasika!!
sa ianareo hanadino anay?:-o
ka mety tsy hiala eto mihintsy! fa izay misaraka hono fasika!!
sa ianareo hanadino anay?:-o
novalian'i tsimatimanota ny 28/11/2006 13:04
2. degree
(
17/11/2006 20:47)
Eny e "tongotra havia sy havanana re isika ka mifanao aloha sy afara eo ihany e! ary rano sy vary antsaha tsy mifanary antanety tsy mifandao......kanefa kosa mpifankatia (mpinamana) lavin-tany ka ny ato @ serasera no hihaonana
:lol:
:lol:
3. salmo
(
17/11/2006 22:15)
Ie> zah tena manadino be mihintsy. Tsy hitako izay hitadidiana any Aino :-D:-D bueno si, puede ser gasyjean, viva Soria
