Permis

1. fasaly ( 17/11/2006 17:43)
Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted:
ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy.....nefa mba tena ilaina ilay izy amin'ny fahazahoana mitady asa ....
Kanefa LAY ANTITRA BE efa ho 80 taona ireny mbola alefa miletaleta mi rouler ihany, mbola mahazo halalana mi rouler ihany anefa efa tena danzérézy be mitsy:x tena hitako tsy normale zany lay aty europe e!:twisted:
répondu par xxx le 08/12/2006 21:16
2. Fiffi ( 17/11/2006 17:58)
sady tsy vitan'zany fa raha azo le permis de 6 points fotsiny mandritrin'ny fotoana firy ? de rehefa tsy manao accident na zavatra hafa zay vao mahazo le tena hatao papier rose :evil::evil::evil:
3. vale ( 17/11/2006 18:05)
Fasaly: mahagaga tkou an! ny any @ faritra sasany any italie ohatra tsy mba mampifila ohatra ny eto kah, sady mora kokou, de ndrindra raha vao vahiny de tsy de sarotiny ry zareo fa micompr,sady tsy elabeee ohatra ny eto vao vita!..
4. fasaly ( 17/11/2006 18:21)
ny ahy lazy antitra mbola mandende am fiara no tena maha krizy ahy! mampi s'enerve mitsy:x efa feu vert mahazo alalana mbola tsy mandroso fa mitoditodika sao misy mande ny ankavia na ny ankavanana grrrrr:evil:
5. zandikely ( 17/11/2006 18:27)
Zavatra tena rariny mihitsy kosa raha sarotiny ny fakana permis satria hain'olona no tandrovina rehefa mitondra fiara. Amiko matoa mbola tsy afaka dia mbola tsy mahafeno ny fepetra tokony hitondrana fiara.
Raha mijery ny salan'isa amin'ireo accident mitranga ianao, ny ankamaroan'ny dia tanora manelanelana ny 20-35 ans, matoa misy izany, ao ny tsy fitandremana sy ny tsy fahaizana koa angamba.
Amiko dia rariny raha henjana ny fakana permis.
6. andry08 ( 17/11/2006 18:35)
Amin'izay rehefa hijanona rizareo dia mijanona aloha vao mandefa clignotant, ianao @ io dia mi-pile ao aoriana :evil::evil::evil:
7. fasaly ( 17/11/2006 18:46)
zandikely: ekeko mitsy zany ka! fa miseho ho sarotiny ery am tanora nefa ny antitra no tena mpi crée accident am lalana tsotra na lalakely grrrrr! fona..... mandeha 10km/h ny maso efa tsy mahita tsony ny kardiak mou etsy andaniny, tsssss! tokony asiana fiheverena kou reny efa papy sy mamy reny knou!:x
8. Fiffi ( 17/11/2006 20:35)
sady raha ny tena marina ange de tsy avy @ tanora no tena anton'le accident eh ! fa ny antitra ne tena grave !
9. titis ( 17/11/2006 21:05)
Fa ny tena tsara koa anie dia efa manana permis tany dago dia iny fotsiny no entina any @ préfecture dia omeny taratasy ianao ahafahanao mitondra fiara dia tazominy ny permis gasy iny,dia afaka tapa-bolana ianao mahazo permis français raha mipetraka aty france fa ny any @ tany hafa indray no tsy haiko.
10. fasaly ( 17/11/2006 23:36)
ka ho an'ny ankizy lehibe taty europe nge tsy afaka naka permis raha tsy à partir ny 18 ans e! de tsy maintsy mi passer permis aty....:°)
11. caprio ( 17/11/2006 23:51)
Zandikely:miseo milay loatra ny frantsay ranga sady ny vahiny mintsy no tsy tiany dia ovaina foana izao lalàna rehetra hitondrana fiara zao an,ary manontany anao ary za we :enao ve mino fa efa nisy olona tsy nanao fahadisoana mintsy nandritra ny fotoana nitondrany fiara na nianatra izy na nanolo permis tao @préfecture? Ary raha manaraka vao2 tsara nareo dia ny fandehanana mafy no tena mahatonga ny accindent ka tsy misy idiran'ny we tsy fahaizana mintsy zany fa amiko dia adalana tsotra zao ny anareo frantsay fa ny anay ary permiam- borotsiloza tany dago no navadika permian'akanga taty frantsa mbola mahafantatra zay we tsy azo atao ny mandeha mafy ka zay no hilazako we diso tafahoatra loatra ny anareo frantsay:evil::evil::evil::evil:
12. Samoana ( 18/11/2006 09:31)
hoy fasaly:
mbola tsy mandroso fa mitoditodika


sady @ izay au ralenti b izy manodina ny lohany mijery anao krizy be :lol:
13. fasaly ( 18/11/2006 10:14)
:roll::-D:-D:-Dfita wa ry samoana: refa tarina am klaxon vao mipararetra eo tsssssss mampiakatra ny tosidrà mitsy e! ireny antitra ireny no tokony asiana fiheverana fa tsy ny tanora tokony mila permis:evil:


caprio: ny ahy permis tao am pierre emile fa tsy permi n'akanga zany:roll::-D:-D:-D
lay mande mafy alou tsy azo hatao e! fa ny mandeha 10km/h mbola tena grave be:x:x:x
14. vale ( 18/11/2006 13:40)
zandikely:

Zavatra tena rariny mihitsy kosa raha sarotiny ny fakana permis satria hain'olona no tandrovina rehefa mitondra fiara. Amiko matoa mbola tsy afaka dia mbola tsy mahafeno ny fepetra tokony hitondrana fiara.
Raha mijery ny salan'isa amin'ireo accident mitranga ianao, ny ankamaroan'ny dia tanora manelanelana ny 20-35 ans, matoa misy izany, ao ny tsy fitandremana sy ny tsy fahaizana koa angamba.
Amiko dia rariny raha henjana ny fakana permis.
zandikely: tena ny ol rehetra mahadinika an'io e, fa io na hasarotina na tsia rehefa mahay tsy olana, miankina @ toetran'ny tsi 11 ny mahatonga ny accident fa tsy ny fitavozavozana lotra , ny mamo sy ny mirifatra no matetika maty maratra ! raha mbola vao nahazo vao haingana ge afaka manisy plaque ao ariana izy e!.., fa io wa ohatra ny lasa busness zany le izy e! grrrr


15. vale ( 18/11/2006 13:43)
Fiffi:

sady raha ny tena marina ange de tsy avy @ tanora no tena anton'le accident eh ! fa ny antitra ne tena grave !
Fiffi: marenina sa pahina:-D:-D:-D:-D:-D:°):oops:


16. vale ( 18/11/2006 13:46)
caprio: soa ihany za fa tsy frantsay:-D:-D :^)
17. vale ( 18/11/2006 13:48)
caprio: tena lasa ohatra ny fanaovana busness le izy :evil:, marina !!
18. fasaly ( 18/11/2006 22:41)
fa ilay mpimamo lava mbola mi rouler mamono oul kosa aloha tena tsy lasa e!:twisted: pire noho lay antitra, ireny tokony sontomina mandrapahafatiny ny permis
19. vale ( 19/11/2006 17:48)
ieka! :wink:
20. bilakarenjy ( 21/11/2006 15:55)
nisy bandy namanay izay any @ province any nitondra fiara mamo fa sady notsoahina 6 taona ny permis ,no rava tanteraka ilay 406 vaovao be ,no mbola mandoa credit-n'ilay fiara koa etsy andaniny .Tonga dia hendry tampoka ra zoky .
Fa ilay antitra kosa aloha ry fasaly tena manimba ny fifamoivoizana mihitsy e!.Zany ry zareo maka toerana izany re ry lanitra dia tena mampite-hibata sy hanakisaka mihitsy .15 mn mandroso mihemotra eo foana .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7697