Permis

21. ikaretsaka ( 22/11/2006 11:46)
Ny nianarana voalohany T@ code de la route:
tsy ny fahaizana mitondra fiara no ahazoana permis fa ny fahafehezana ny fitondrana fiara sy ny momba azy rehetra


fasaly:

Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted:
ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy.....nefa mba tena ilaina ilay izy amin'ny fahazahoana mitady asa ....
Kanefa LAY ANTITRA BE efa ho 80 taona ireny mbola alefa miletaleta mi rouler ihany, mbola mahazo halalana mi rouler ihany anefa efa tena danzérézy be mitsy:x tena hitako tsy normale zany lay aty europe e!:twisted:




22. booboo ( 22/11/2006 11:56)
aaaaaaaaaaaaaah ! un revenant !:o
23. fasaly ( 22/11/2006 19:35)
ikaretsaka: ekeko de ekeko tokou nge fa ny olana amiko lay antitra feno 82 taona tokony asina fiheverana fa efa tsy maha fehy ny volant tsony izy reny ka tena danzéré be! mitsy:?
24. xxx ( 22/11/2006 20:04)
mbola ho antitra daholo isika é ! anjarany alou fa refa anjaranao ka mila fiara ianao mety hiteny indray hoe : tak' izay aho tsy niresaka tao @ sera², sa haka taxi ?
25. fasaly ( 22/11/2006 20:22)
zà kalou am taona 82 ans zany tsy hipingapinga hitondra fiara tsony nefa efa hita zao fa tsy apte tsony e!:wink: ny bus gratos ho an'ny antitra no tsy misy maharatsy anlay mande bus, vitan'ny hafa va tsy ho vita manaiky aho hoe sam ho antitra dool fa asina sy misy fetrany ny zavatra hatao reehetra:°)
26. xxx ( 22/11/2006 20:24)
enao mipetraka grande ville tsy misy pblm , fa jereo ny any @ province sy ny tanana isolé :wink::?:
27. fasaly ( 22/11/2006 20:27)
non zà tsy miopetraka grande ville fa ny antitra hitako rehetra mandeha bus dool am tanàna misy ahy de misy orany ny hivoahany ny trano sy hodiany, miaraka maromaro reo mande bus miaraka metsena sns...fa tsy andeha hiletaleta hamorona accident etsy sy eroa eo vao tapaka ozatra eo:wink:
28. xxx ( 22/11/2006 20:40)
misy toearana tsy handalovan' ny bus fasaly a! isolé tena isolé nefa tsy maintsy mivoaka ny olona ny teneninao angamba oul @ ny maison de retraite:wink:
29. fasaly ( 22/11/2006 20:40)
zay vao tratran'ny hoe anti-mola, ny etat de santé efa tsy de avotra fa mbola miseho ihany hoe hitondra fiara aho ity , ny sasany zany loha efa tsy mahavita mihodina tsony mbola ndao iany:°)
30. onjah ( 26/11/2006 19:53)
Aza dia mba atao an'izany ny antitra ry zareo an. Mbola handalo eo amin'io toerana io ihany anie e.
31. fasaly ( 26/11/2006 20:11)
tsy misy manin ny antitra ange ky ry onjah fa mba mila fiheverana iahny izy ireny hoe am taona 80 ans tokony hilamina tsy hirouler tsony fa tena danzérézy be! zay fotsiny fa tsisy manaratsy ny antitra eo akory:x:?:cry::wink:
32. Fiffi ( 26/11/2006 21:17)
onjah: en fait , ny tena olana de zao :

-en ville voatery mandeha à 50km/h

-en RN de 70 à 90 km/h

-autoroute moh zany de efa tsy lazaina intsony ...

Le olona efa zokiny be 80 taona nefa mi-roule à 10-20km/h ! tena dangereux be mihintsy ange zany eh ! Tsy hoe tsy fitiavana ny zokiny akory fa tena ...
33. fasaly ( 26/11/2006 21:29)
tsy vitanzany ry fiffi fa lay rangahy zay aza tsy valopolo taona akory fa 76 ans! fa mba ni geste nanao marche arrière fa no raparapainy dool ny retrovisuer ny fiara am sisiny ni garées iny ! tsssssss.....de refa tsisy lmahita de mitsoka lery...jereo amzay tsy hoe tsy fitiavana ny antitra fa mba miato amzay refa mahazo taoana fa mampididoza e!:x
34. Fiffi ( 26/11/2006 21:35)
grave indray zany klé ! shhhhh ! fa tena misy kosa aloha antitra tena manaonao foana an !
35. fasaly ( 26/11/2006 21:48)
marina mitsy io e! zà zao vao tojo omaly teo alohako teo 10km/h mitsy eo aloha eo no tena grrrrrr be no tsy mametraka klinotan fa tonga de mivily avia na havanana avy hatrany tsssssss......
36. xxx ( 08/12/2006 21:16)
Aza d ratsy fanahy @ antitra e, manana bebe sy dada be anie nareo e, ary iza no miteny anao fa mbola tanora ianao, vendrana matoa ela be vao mahazo permis, za 18 ans indray mande tonga de afaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092