Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo ( 19/11/2006 15:48)
boky momba an'i Madagasikara online!
http://cultmada.blogspot.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 06:48
xxx ( 19/11/2006 14:34)
Hi-démissionne hono Ra-8
Mahalala tsara ny lalampanorenana Malagasy ve ireo miteniteny foana ireo? Andiny faha-FIRY ao no misy hoe tsy mantsy mametra mpialana ny filoha amperinasa rehefa tonga ny propagande? Ny nazava... tohiny
novalian'i SNAR ny 20/11/2006 16:04
madagasikara ( 19/11/2006 12:46)
ARAMEX - Antananarivo
Manahoana daholo, Raha misy mahalala dia mba mila ny adressen'ny ARAMEX ao Tana ny tenako: zany hoe No telephone sy ny adresse postal, na email raha misy. Marihina fa toerampanefasana entana toy ny ... tohiny
novalian'i ARAMEXMG ny 12/04/2016 11:54
benangy ( 19/11/2006 11:21)
Mitady an'i Ange aho ry reto a!
Namako efa taloha be tamin'ny fahazaza i Ange , zanaky RAKOTOARISOA tompon'ny Pharmacie ao Ambositra Ijaky izy ary faravaviny, i RAKOTOARISOA dia efa maty fa ny zanany no tadiaviko, ry Beatrice , Vero... tohiny
novalian'i ratonga ny 27/11/2006 22:56
bazylou ( 19/11/2006 10:48)
nilaozann'y toetr'andro satria
tsy mitovy aminao ve??? mazotoa manompo azy e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2006 09:07
bazylou ( 19/11/2006 10:27)
tsy nahazo kil ny teo amin'y trocadero
omaly , ka nody maina ny ny tim organizatera... tohiny
novalian'i akama2006 ny 21/11/2006 10:26
bazylou ( 19/11/2006 10:19)
komberaka io
Raha jerena amin'ny maso tsy miangatra dia misy fahamarinany kely ihany ilay directoire saingy ny mahagaga dia maninona fa ny milaza azy ho prezda dia tsy nanao na inona na inona, fa mody fanina fots... tohiny
bazylou ( 19/11/2006 10:13)
misy marina kely ihany ilay directoire
Satria hita mazava fa tsy misy manara-dalana ny propagandy !! sy ireo mpilatsaka ao amin'izany. Indrindra moa fa ilay 8 ity!! AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HO... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2006 22:55
tisera ( 19/11/2006 08:32)
mandingana kilasy
hono hoa r'ireto : saika mba hanontany anareo aho hoe raha proposer-n'ny mpampianatra ve ny zaza hoe hampandinganina kilasy (efa izao en cours d'année scolaire izao an! ) nefa nony nafindra izy dia t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/12/2006 16:17
marimarbellanda ( 19/11/2006 08:18)
HIRA ny FARA andriamamonjy
miarahaba tomopko ;mba mangataka ny hirany FARA andriamamonjy mitondra ny lohateny hoe "AMPIANARO AHO . MISOTRA MIALOHA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 08:59
tisera ( 19/11/2006 07:20)
HOMEOPHARMA
misy an'ity site-n'ny homeopharma ity http://www.hoeopharma-madagascar.com izany hitako dia mivarotra via internet ireo produits isan-karazany amboariny ireo izy ka ohatry ny te-hanandrana ilay soins... tohiny
novalian'i melle ny 06/03/2019 11:20
myx ( 19/11/2006 04:42)
Jamba de Mahaleo
Slt! Mba mitady tononkira ny "Jamba" sy "Fera- para" an'i Mahaleo aho raha misy dia misaotra mialoha! Myx... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 05:37
Fiffi ( 18/11/2006 20:44)
Iza hiany ?
[url=http://img128.imageshack.us/my.php?image=p1201vm7.jpg][img=http://img128.imageshack.us/img128/8673/p1201vm7.th.jpg][/url] iza @ ireo ary no ho fidinareo ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 17:23
xxx ( 18/11/2006 20:28)
mila hevitra
Izaho tsy dia mpitantara loatra ny olako aman'olona. Nahita ity dinika serasera ity aho dia mbola nisalasala ihany fa saingy tapa-kevita aho ny nihafarany. Nisy tovovavy izay hoy aho vao hitako dia o... tohiny
sareraka ( 18/11/2006 17:52)
DIRECTOIRE MILITAIRE EKENA 100%...
Raha ny fijerinay ny zavatra niseho andro vitsivitsy izay dia manaiky ny DIRECTOIRE MILITAIRE satria mafy sofina loatra sady diso tia tena ingahy RAVALOMANANA ka aleo mila entin'ny miaramila kely in... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:00
fasaly ( 18/11/2006 17:22)
lasopy
Alefaso ndray ary zay mahay mahandro lasopy fa tena ilaina mihintsy izao izany amin'izao andro mangitsy be zao, hummmm mampody aina......mba hisy hisafidianana raha samy mametraka ny mba talentany... ... tohiny
novalian'i fasaly ny 25/11/2006 09:09
bilakarenjy ( 18/11/2006 15:57)
manjavona ilay hafatra
Isaky ny avy manoratra hafatra za dia tsy hitako ilay izy ka tsy haiko na tonga any @ ilay andefasana na tsia fa dia manisa andro no ataoko na miandry ny hafatra alefany raha voarainy . Asa raha toy... tohiny
soanja ( 18/11/2006 15:20)
Mpandika teny "Tenim-paritra Mahafaly"
Hono hoy aho sao mba misy mahay teny Mahafaly eto na fantatrareo any , ka miteny azy tsara fa mitady mpandika teny an'io tenim-paritra io aho azafady. Misaotra indrindra. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 06:51
Silo ( 18/11/2006 13:53)
Ilay vadiko tiako
Salut daholo ! Mba mitady ny tononkiran'ny tarika NyAinga, tsy de haiko loatra ilay tonon'ilay hifa fa ilay misy manao hoe: Vadiko saropiaro ........ izaho tsy mampirafy fa tian'olona. Misaotr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 14:06
rabaradaka ( 18/11/2006 11:23)
Sôvaly miantobilina ny ekipan-dRavalo
Ela ry dadatoa no nahitako propagandin'ny filoha amperinasa izay fa ny an-dRavalo tena gravy : ny fitaovana tsy ampy zara raha misy zaraina, ny vola tsy misy, ny sakafo dia nofinofy fa dia samy mividy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5062