mila hevitra

1. xxx ( 18/11/2006 20:28)
Izaho tsy dia mpitantara loatra ny olako aman'olona. Nahita ity dinika serasera ity aho dia mbola nisalasala ihany fa saingy tapa-kevita aho ny nihafarany.
Nisy tovovavy izay hoy aho vao hitako dia ohatra ny tiako be izany. Tsy teny an-dalana fa fety izay ilay izy dia mora tamiko no niresaka taminy. Izaho tamin'izay vao sambany nikaoty sipa izany. Dia nifanao fotoana izahay ny ampitso fa saingy nolazainy tamiko fa nisy olona niaraka taminy ary tsy nifanaraka ry zareo tamin'io fotoana io(nolazainy tamiko ilay olana). Tsy olana hoy aho fa afaka misaraka ianareo raha izay. Dia ny ampitsoniny dia niaraka izahay. Dia kelikely taorian'izay dia nisaraka ry zareo. Fa ny olana dia izaho tsy maharaka na inona na inona mihitsy amin'ny resaka fitiavana. Na ny dikan'izany calin aza tsy haiko tamin'izany. (za 22 taona tamin'izay). Izaho niezaka ny mba ho toa ny olona rehetra nefa hitako miha-tsy faly izany izy. Dia indray andro izay izy niteny tamiko hoe aleo isika misaraka. Dia tsy nety niteny ny antony mihitsy izy. Mbola nikafiry ny hiaraka taminy ihany aho fa tsy nety mihitsy izy. Sady amin'izany ohatra ny mialahala izany izy. 10 segondra eo fotsiny angamba ny resakay dia tsy maintsy mandeha aho hoy izy dia lasa. Aleo ary milamina hoy aho, dia tsy nanipy resaka tany aminy intsony aho nony avy eo fa manaona sy veloma fotsiny rehefa sendra mifanena. Vita koa moa ny metiriziko teny Ankatso dia tsy nifanena intsony izahay. Dia indray andro aho tsy hitako izy fa avy any aoriana, dia nantsoiny aho. Dia [lava be] dia nanaka ahy tamin'ny diako izy. Dia tsy hoy aho taminy hoe mbola tiako ianao. Aleo hoy izy tsy asiana izany resaka izany intsony. Dia hoy izy nony tonga tany amin'ilay nalehako izahay, "Ohatra tsy tadidiko ny antony ankanesako aty. Ianao moa izany efa tonga ka dia veloma". Izaho koa tsy dia nanam-potoana firy tamin'izay dia veloma hoy aho dia lasa izy. Tsy nifanena intsony izahay taorian'izay.
Kelikely taorian'izay dia nahita asa tany amin'ny faritany aho. {Efa fantany talohan'ny nisarahanay fa nanao demande amin'io aho ary mety ho voaray. Anisan'ny olana taminay aza io satria izy hono tsy mahatoky lehilahy intsony fa raha vao alavitra ny lehilahy dia (tsy nolazainy ny tohiny). Dia hoy aho tamin'izay hoy tsy mitovy ange ny lehilahy rehetra e.} Erinandro talohan'ny nandehanako taty dia nandefasako sms manao veloma izy. Telo andro talohan'ny nadehanako dia novaliany ilay sms hoe tokony asiana arozazy kely dia nanome fotoana izy. Nisy fotoanako tam namako tany Tana aza tamin'io fa nofohanako. Nony tonga tany anefa dia ny contactako vaovao fotsiny no nalainy dia maika aho hoy izy. Tsy mba misy oroka, farafaharatsiny mba fihina(hug) ve hoy aho. aaa hoy izy dia lasa izy. Ohatra ny nihodina tamiko ny tany aman-danitra tamin'izay. Tonga aho dia nody.
Raha ianareo mpamaky izao dia hoe tsy misy fika itsoy izany fa tsy tiany ianao.
Fa saingy tsy haiko izy nahazo ahy fa roa na telo volana taty aoriana dia nocontacteko izy dia nanomboka nisesy ny antsoko. Farany izy nanontany ahy hoe nisy niaraka tamiko ve? Tsia hoy aho fa izaho ohatra ny mbola leomboan'anana. Izaho koa hoy izy tsy misy miaraka amiko. Dia nisy fotoana nandalovako kely tao Tana dia nanao fotoana taminy aho dia niaraka indray izahay. Fa ny olana dia tsy mety mino ny antony nisarahany tamiko izy hoe natahotra ny ho tia ahy hono izy nefa izahay hisara-toerana. Dia ny olako faharoa koa dia nisy olona niaraka taminy tamin'ilay roa volana tsy nifandraisanay dia tsy haiko hoe mety miaraka ve ry zareo rehesa tsy any Tana aho. Tsy fantatro intsony hoe tia ahy ve izy sa tsia.
2. xxx ( 18/11/2006 20:36)
Nisy diso

Fa ny olana dia tsy mety mino ny antony nisarahany tamiko aho, hoy izy hoe: "natahotra ny ho tia anao aho nefa isika hisara-toerana". Dia ny olako faharoa koa dia nisy olona niaraka taminy tamin'ilay roa volana tsy nifandraisanay dia tsy haiko hoe tia an'io olona io ve izy. Mety ho voasarik'io olona io ve izy manda-pahavitan'ny fianarany? Tsy fantatro intsony hoe tia ahy ve izy sa tsia.
3. Fiffi ( 18/11/2006 21:43)
hummm....mba mapifilafila koh zany sipa zany an! Raha tena tia anao marina ve izy ty hanaiky hoe andeha ianao ? sady raha tena tia anao marina izy , teo no nataonareo de fangalana decision hoe inona no hatao .....ohatra miakatra any Tana ianao isakin'ny week , na hoe izy no tonga any @ nao sns.....

Fa tsy azoko koa zany hoe natahotra ny hitia anao izy nefa hifanalavitra , hisara-toerana.....nefa raha tena tia de vita daholo ny tiana hatao rehetra.

conclusion: raha zah no eo @ toeranao de hadinohiko izy ary mitadiava olon-kafa satria efa hitanao ary tsapanao fa tsy tia anao zany izy....
4. fasaly ( 18/11/2006 22:01)
de tsy haiko fa ny fahitako azy dia otran'ny hoe nony nahita asa ve enao de mody hoetia indray izy???:roll::roll::roll: raha tena fitiavana kou nefa manin fa lay sipa kou otran'ny tsy stable zany sy tsy matotra amlay resaka fitiavana de mety possible izy mbola hanao coup ndray hoe aleo tsika hisaraka de zay foana zany no hitranga:wink: asa anefa....ianao ihany no mahita azy:wink:
5. degree ( 18/11/2006 22:09)
Marina ilay:Fa tsy azoko koa zany hoe natahotra ny hitia anao izy nefa hifanalavitra , hisara-toerana.....nefa raha tena tia de vita daholo ny tianao hatao rehetramatoa izy mametraka ioolana io de misy fisalasalana ao aminy eo imasonao izy no miaraka aminao fa raha lasa anao dia lavitry ny maso lavitry ny fo , ka tsy aleo ve man:!:ova adresse e
6. soanja ( 19/11/2006 02:50)
Ny fahitako azy indray dia mety miovaova ny fiiavana ary afaka misoko moramora koa ny heriny. Tamin'ny voalhany zany izy taitra fotsiny dia eo no mitranga ny firahana voalohany. Taty afara indray manomboka hitany ny fahalemanao de mihena kely ny fitiavany. Rehfa fantany fa handeha moa ianao dia vao maika tsy te hifikitra izy fa matahotra zany hoe tsy mahatoky ny tenany sy ny fitivany izy. Rha tena tia mantsy izy dia tsy olana ny elanelentany saingy izy mbola misalasala di tsy te hisahirana amin'izany izy. Ny fitivana anie tena toy ny asa na zavatra atao iray e. Atoton ao daholo ny ron-doha sy ny fo ama-panahy ka raha fantany fa mboa tsy vonona amin'izany izy dia izy no hitako fa smart satria fantany ny capacite-ny.
Rah ny fahtako amin'ny fintatarana dia hoe efa niaraka tamin'ny hafa izy vao mahatsapa ny mahasarobidy anao. Sedra azo atao izany hitspana ny fitiavana olona iray. Fampitahana ny zavatra tsapa avy amin'ny iray vs ny iray.
hitako koa anefa fa sipa te hi-control anao izy. Misy izany sipa zany. Mahafinariatra azy ny mahafantatra fa tara be aminy ianao. Zany hoe tiany ihany ianao fa tsy betsaka noho ny fitiavanao azy satria raha vao mahita azay ianao dia tara foana.
Noho izany, raha te hahazo azy ianao de mody tsy te halala indray na hoe mody mampiaraka amin'ny hafa dia hita eo raha tsy sahirana izy. Raha tsy sahirana mitady hamerina fitiavana izy dia dikan'izay tena tsy tiany ianao fa raha tsy raharahaina intsony izy nefa mitady hifanday dia tara izy fa te hampijaly fotsiny anao.
Anao ny safidy, te hijaly ve ianao sa te hosambatra?
Misy lehilahy tena mahavita miafy be mihitsy sady maharaitra ny fampijaliana sipa satria izay n tadiavn'ilay sipa. Ianao koa tia de miaritra satria manome fahafam-po an'ilay tianao. De farany milamina ihany, lasa mivady aty afara satria izy hahatsapa fa tsy nisy olon-kafa notiavinao afa tsy izy ka niafinao. Porofom-pitiavan goavana be izany.
Rha ny hoe mbola miraka ve izy le olona dia ianao no tokony hanontany azy an'izany. Ka raha ianao moa no iarahany reefa tonga izy ary sty miafina fa mifampintanatana eny an-tsena dia ianao izay no tiany kokoa.
Ianoa miaraka aminy ihany no hahalala ny habetsaky ny fitivan'olona iray miaraka aminao. Raha tsy hoe jamba tanteraka ny maso sy ny saina.
7. fasaly ( 19/11/2006 08:37)
xxx: raha tena tsy hainao lay kalin dia lazaiko aminao aloha fa ny vehivavy tena mila an'io n'iza n'iza e! mila tambitamby sns;....ka sao tsy ampy anzay i kalakely de nitady any ankafa:wink::°) raha mahazo izy de manome anao ihany kou! reciprok e!:-P
8. Fiffi ( 20/11/2006 06:44)
mila tambitamby......
9. pimaso ( 20/11/2006 08:27)
tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage
10. mandrindra ( 20/11/2006 14:21)
pimaso, tsara ampiharina ireo fa tsy ireo fotsiny kosa aloha e
11. fasaly ( 20/11/2006 14:59)
pimaso::twisted::twisted::twisted:de tsy hahita sipa mandrakizay enao raha izany:evil:
12. soanja ( 20/11/2006 15:10)
pimaso:

tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage


Teana mifangaro amiko mantsy le izy fa raha fitiavana aloha atokisako matoa iarahana ary tena tia fa tsy titina. Fa nihevitra aho hoe rehefa tsy maintsy hifidy fa raha afaka mifidy hoe tsy misy n'inona n'inona de io tokoa no fidiako.

Nefa tadidio fa izay no olona mianjady amin'ny fiarahana (realtionship) tsy misy firesahana sy fahalalahana amin'ny fiarahan'ny roa dia ny fifamitahana. Ny lehilahy tokoa mantsy raha ilaozanao roa na telo taona ka lehilahy salama dia tsy haharitra izany mihitsy raha tsy hoe hampiasa ny tanany izy hamita izany. Nefa safidy io. Betsaka ny tsy tia an'io. Tsy resaka herinadro aloha no resahahiko fa aman-taonany izay nitranga be dia be amin'olna be dia be. Koa noho izany ny fifanekena sy fahatokisana ary fahalalahana no manampy be amin'izany fiarahana izany. Fa raha ianao no be sermona sy be fitakiana hoe tsy mahazo manao an'zao sy zao dia izy hangalatra hanao fa tsy fantatrao ary iny le manimba fiarahana matetika. Tsy misy tsara ny fiarahana feno fifampitokisana. Izy tokiko, zah tokiny.


13. fasaly ( 20/11/2006 15:37)
:roll::roll::roll::roll:mifandray ve ny resaka i pimaso sy soanaj reo:roll::roll::roll: ilay pimaso tena hanakola sipa mitsy no volazany etsy ny an'i soanja toa resaka fiarahana sy fifampitokisana sa zà no tena fanina:{:{:{:-D:-D:-D:-D
14. nikopol ( 20/11/2006 16:02)
hoy pimaso 20-11-2006 09:27:36
tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage



:-D:-D:-D
enjana be zany management business administration anla zany kle :-D:-D:-D:-D

mba mailo ihany :-D:-D:-D
15. simplex ( 20/11/2006 16:08)
:-D:-D:-D
misaotra an'i pimaso fa zao vao mazava tanteraka ny lesona :-D:-D
16. dailynews ( 20/11/2006 17:29)
pimaso:

tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage


mba fahasahiana koa izany!!!!!!!


17. fasaly ( 20/11/2006 17:35)
nikopol, simplex:twisted::twisted::twisted::evil:
18. Zina ( 20/11/2006 19:35)
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,

dia mazoto tandremo ary vodaka ka fanimpanina eo :-D:-D
natahotra ny ho tia anao aho nefa isika hisara-toerana"

m9 mefier izy satria ianao andeha any an-dafy ary tsy ho tiany ny harary fo @ fitiavana. comprehensible be ilay kala... adinoy fotsiny izy eee
19. diamondra27 ( 20/11/2006 21:50)
pimaso: mba marina za raha hanaiky sy ampitovianao @ soavaly izany aho?

Sao dia mba ny sipa niarahanao no nataonao an'izany fa tsy ny vhv rehetra, samy manana ny fitaizàna azy ny olona fa aza atao bamba iray.:evil::evil:
20. fasaly ( 21/11/2006 06:55)
:twisted::twisted::twisted: diamondra fita wa!:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2501