mila hevitra

21. soanja ( 21/11/2006 10:37)
Fasaly> Ny tiko tenenina raha tsorina de hoe malalaka amin'izay tiany atao ny olona roa ( mpisipa)rehefa misara-toerana ela loatra. Ny zava-dehibe dia ny fifampitokisana hoe rehefa hihoana dia ho Iray ihany izy Roa ary ilay fitiavana tsy voakasin-dalitra akory.
22. anjely ( 21/11/2006 14:53)
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,

Andramo am lay adjointe-nao hoe ireo??? Mety izay no tadiaviny =))=))=))vazy2 zany fa izao: misy karazana sipa tena mirevy ataonao toy io fa misy tena mila tendresse sy délicatesse ê!
Ho an'i xxx: adabohy any ê! (ilay tantara no adabohy fa tsy hoe adabohy ohatran'ilay nolaza'lery etsy ambony an!) nefa toa mahalasa saina ahy ihany ilay resak'i sonja... ka asa re.
Sonja: optimiste be ndry zany!!!! =D=D
23. xxx ( 22/11/2006 00:01)
Misaotra anareo reto fa misy hotsakotsakoina izay ah. Aleo aloha tena hoadihadiako tsara ny marina.
24. tsimatimanota ( 28/11/2006 10:53)
Soanja,
Ianao irery ihany no tompon-tsafidy, mahalala ny ao ampo tsy miloaka,
ka na inona lazain'ny olona na inona,
tano hatramin'ny farany ny hevitrao,
ny tarehy ratsy no tsy azo hovana, fa ny toetra azo folahina....
Ambava homana , ampo mieritreritra...
25. diamondra27 ( 28/11/2006 14:05)
:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802