boky momba an'i Madagasikara online!

1. kitjo ( 19/11/2006 15:48)


http://cultmada.blogspot.com/
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 06:48
2. sitlo ( 15/01/2007 19:43)
kitjo, ary toa tsy mandeha fa tsy maintsy mangataka amin'ny email.
Ny henoko hoe, raha tena tia hiantra ny tantaran'i madagasikarra dia any amin'ny biblioteky any londre no tena misy ny boky tsy mifangaro politika.
Raha misy any dia mba avadio dvju ze afaka.
3. Fiffi ( 19/01/2007 18:05)
misokatra tsara ny aty nefa !
4. kitjo ( 20/01/2007 05:56)
sitlo> ny ahy anefa misokatra koa!!
ho an'ny vehivavy fts znay ngamba..hihiihhihi

sinon tao @ Borders koa aho dmisy boky matevim-be zay momba an'i Dago koa fa tsy tadidiko anarany..ny edition faraparany @ bokina tantara reny aloha toa tsara dol..fa zany oe misy io politika lazainao io dol
5. Fiffi ( 20/01/2007 06:48)
ny aty aloha de misokatra tsara ary hoy ny mpanoratra hoe "Je vous en dis plus dès que ce sera en place. de miandry an'io zany ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2473