Ilay vadiko tiako

1. Silo ( 18/11/2006 13:53)
Salut daholo !

Mba mitady ny tononkiran'ny tarika NyAinga, tsy de haiko loatra ilay tonon'ilay hifa fa ilay misy manao hoe: Vadiko saropiaro ........ izaho tsy mampirafy fa tian'olona.

Misaotra @ fiaraha-miasa รด!!!
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 14:06
2. Fiffi ( 18/11/2006 14:06)
sao de ato hiany io hira io ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0676