Liste des messages

Liste des messages, inserés par benangy, par ordre de date
benangy ( 31/05/2007 09:25)
boulette chinoise
Bonjour daôlo , aona ry reto ny fanao an'ireny boulette chinoise le amidin'ny olona eny amorondalana ireny? mba atoroy fa tena tiako mba hay fa lany mihintsy ny volako , ratsina:oops: boulette aho ... suite
répondu par volana1 le 20/07/2007 12:56
benangy ( 01/12/2006 11:39)
MAMOY FO VE IANAO? MISY TOROHEVITRA ITY SAO MAHASOA
MBOLA TSY NAHITA FIANGONANA TENA MITORY NY FAHAMARINANA TOY NY AO AMIN'NY FM.FOI AHO RY ZAREO A! MISY FITANDREMANA NY DIDY FOLO , MAONTINA TSARA NY FITAFY , TSY MIBILAGY AMIN'NY RESAKA FAHAMASINANA , ... suite
répondu par ikaretsaka le 08/12/2006 19:36
benangy ( 01/12/2006 11:28)
mba ombay mitady re a
Efa nataoko izay mety rehetra , mitady an'i Ange aho zanaky RAKOTOARISOA ilay manana pharmacie any Ambositra Ijaky , izy aloha dia efa ela tamin'ny taona 1970 tany ho any no nahampinamana anay , mbola... suite
répondu par xxx le 03/12/2006 15:31
benangy ( 19/11/2006 11:21)
Mitady an'i Ange aho ry reto a!
Namako efa taloha be tamin'ny fahazaza i Ange , zanaky RAKOTOARISOA tompon'ny Pharmacie ao Ambositra Ijaky izy ary faravaviny, i RAKOTOARISOA dia efa maty fa ny zanany no tadiaviko, ry Beatrice , Vero... suite
répondu par ratonga le 27/11/2006 22:56
benangy ( 26/10/2006 09:52)
mpanjaitra mahay
mba mila ny fanampianareo aty ampitandranomasina aty aho ohatra frantsa , Izaho dia tena mahay manjaitra ary azo lazaina fa efa mba manana traikefa maro momba ny lamaody , efa 40 taona aho izao ary e... suite
répondu par Fiffi le 02/11/2006 17:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0175