mpanjaitra mahay

1. benangy ( 26/10/2006 09:52)
mba mila ny fanampianareo aty ampitandranomasina aty aho ohatra frantsa ,
Izaho dia tena mahay manjaitra ary azo lazaina fa efa mba manana traikefa maro momba ny lamaody , efa 40 taona aho izao ary efa ho 20 taona mahery no nanjairako sady finition no coupe azo atao hoe styliste aho , maro ny toerampiasana efa niasako fa ny antony nialako na maty ho azy izy ireo satria tsy mahay mitantana , ao koa anefa ny sinoa sy ny thailande betsaka tonga ny entana no tiako lazaina, ny friperie moa dia manginy fotsiny , mitady fiaraha miasa aho ary raha misy acossiation na olona tokana manana afaka mandray ahy dia afaka manjaitra aho lamaody izay tiana mihintsy ary ity ny proposition-ko ny 30% no ahy ary 70% no an'ilay olona mandray ahy any Paris ohatra na izay mety fa rehefa tsy eto madagasikara dia mety amiko daholo,ny antony hanaovako io proposition io dia ilay olona na ny association no miantoka ny fitaovana na ny kojakoja ilaina amin'ny fanjairana , na retouche na creation dian mety amiko daholo , ny pour boir angamba no mba angatahiko mba ho ahy ho fikarakarako ny besoin-ko , ny karamako dia alefako aty amin'ny vady amanjanako aty madagasikara,,
mba ampio re e!
mafy ny ady eto e! marihiko fa izaho dia tsy dia tia mivoaboaka loatra fa olona tena manana concience professionel
veloma
NIRINA
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 17:07
2. caprio ( 26/10/2006 11:57)
Tena tsara kaloa ilay eritseritrao fa ny tena olana @izao fotoana izao dia ilay taratasy hivoahanao ao Mkara izay efa tena sarotra tokoa @izao fotoana izao.Tsy we tsy afaka manampy anao izahay eto @serasera fa mila mieritseritra tsara @ fomba rehetra azo anampiana anao sy zay torohevitra tokony aroso eto de raha mba azonao atao dia mba asio num téléphone sao dia misy mahasoa anao tampoka avy aty @nay
3. fasaly ( 26/10/2006 12:04)
caprio: marina be izany! henjana be zao ny fivoahana ka dia mirary bonne chance ho an'i benangy:-*:-*
4. Fiffi ( 26/10/2006 13:33)
tena ho sarotra marina ! satria raha ho tonga @ zao fotsiny ianao heu...3 volana raha be indrindra no ahazahoana visa ! raha ahazo an ! ny olona hanatrika mariage-ny zanany aza tsy nahazo !
Mila avy hatrany contrat de travail vao asa raha hety hahazo koh ? fa de mahereza an! Tsy ny aty ivelany hiany ange no ahazahoana manao aféra eh ! na ny aty ivelany aza ange tena maro de maro ny fifidianana akanjo an! ny mpanao retouche fotsiny angamba mety ho possible satria efa lasa prêt à porter daholo hatraiza hatraiza ! Fa tsy manakivy anao akory aho sanatria fa mahereza an!
5. dolby ( 26/10/2006 14:39)
Io tenenin-dry zareo io no olana, resaka taratasy. Fa raha io mantsy no milamina tsy mila nandefa an'io hafatra io ianao fa ny client indray no hifandrombaka.
Mahereza !
6. Fiffi ( 26/10/2006 17:45)
mahereza fa tena tsy hitako intsony aloha zay fika azo lazaina anao an!
7. benangy ( 30/10/2006 07:38)
misaotra anao mamaly ahy ,
Ny tiako azavaina anao aloha dia izao , tena te handeha ho aty mihintsy aho , aleoko omena anao ny adresy mail dia any isika no miresaka bebekokoa sady omeko anao koa ny numeroko amin'izay raha tsy manahirana anao ity ny mail : behajanangy@yahoo.fr
bisous be e!de msotra
8. Fiffi ( 01/11/2006 13:54)
benangy:
Ny tiako azavaina anao aloha dia izao , tena te handeha ho aty mihintsy aho ,
marina fa hoe te-handefa aty mihintsy enao , saingy hoy aho hoe de vitanao ve ny handao ny zanakao sy ny vadinao noho ny faniriana fotsiny hoe ho aty ? de tsy hijaly ve ny zanaka @ zany ? :(


9. tslem ( 01/11/2006 14:07)
benangy:

tena te handeha ho aty mihintsy aho , raha tsy



:roll: :roll: :roll: :roll: fa paradisa ngah hono aty? sao de sanatria :snif: :snif: aoriana,asa lou koh,andramo ka izahao
10. Fiffi ( 02/11/2006 17:07)
ny tokatranano jerena voalohany aloha , indrindra fa ny zanakao ! hijaly eo ny zanakao tsy manan-tsiny ! Nga vitan'ny hoe handefasako vola ry zareo de ampy zay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.41