Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
20/11/2006 22:40)
mba inona no ataon'ny fanjakana amin'ity
secteur savony ity ?? toa avela hanjaka fotsiny ny importe dia mamono ny eo an tanana!! sao dia tsy mety e:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 14:46
sareraka
(
20/11/2006 22:12)
Iza sisa ireo firenena 9 resin'i MADAGASIKARA !...
Raha ny classement eo @ firenena faran'izay fadiranovana eto ambany masoandro dia firenena sivy (9)sisa no resin'i MADAGASIKARA dia gisitra !
-SIERRA-LEONNE
-BANGLADESH
-BURKINA -FASSO
-REPUBLIQ...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/11/2006 14:49
bazylou
(
20/11/2006 22:00)
raha tonga marina moa ny tokoa
ny le 4 na ny le 10dec dia inona no ataon'ny ra8??
Dia inona no ataon'ny pokona ??? pokona maty noana!
Dia hanao autoproclamation indray ve??
ilay 8 hirifatra aty norvezy na usa na .... miaraka am...
tohiny
novalian'i ninonati ny 21/11/2006 00:05
bazylou
(
20/11/2006 21:47)
dia hahatana ny 0 taxe ve i Madagasikara
amin'ity sadc ity ?? tsy mampino aloha raha izao no fandehany!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 14:49
kiali
(
20/11/2006 20:46)
eritreritra mandalo
tamin'izaho nanoratra anarana tato dia tsy nety vita mintsy raha tsy manoratra lavala eo amin'ilay oe "fanampiny " iny efa saika leo aza moa zah vô nety le izy !
gaga nefa zah mahita fa betsaka ny z...
tohiny
novalian'i ftma ny 23/11/2006 11:31
tezitra
(
20/11/2006 18:44)
coup d'etat au pays de moramora, truc de ouf
ny mahagaga tà resaka coup d'etat t@ 17, on parlait trop de R8 et fidy mais pas le peuple et l'économie, or:
1)- nisy ny miaramila maty, ary ny problème mihamafana entre RFI et Bani
2)-betsaka ny...
tohiny
novalian'i belaza ny 22/11/2006 09:42
solomamy
(
20/11/2006 18:13)
Fanohanana ny zava-bita : APRIM
Marseille 20 novembre 2006
L’Association APRIM Amitie Provence Madagascar.
Bilan d’ Activité :
- Participation aux 6-7-8-9 eme festival du Palais Longchamp en partenariat avec le Co...
tohiny
novalian'i Samoana ny 21/11/2006 17:17
kitjo
(
20/11/2006 18:03)
Manao mpanohitra i kitjo
[i]Italic text[/i][b]nde mba ovaina loko kely izy ity ry zareo an[/b]
Tsy mikendry olon-tokana toy ny fanoheran'ny maro aho eto fa ny hitako no lazaiko!
Tsy "perfect" akory ny fitondrana ankehit...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/11/2006 16:33
anjar
(
20/11/2006 17:42)
Manigny
Hira mba isan'ny tena hankafiziko mitsy izy io nefa indrisy fa tsy hitako ato amin'ny site nefa tokony mba hisy an'zany mihitsy ato toy ny an'reo mpihira malagasy sasany,de mametraka ny fisahorana sah...
tohiny
novalian'i ninih ny 21/11/2006 08:51
xxx
(
20/11/2006 17:09)
jumelage
Tonga tany gago hono izany ireto kelimaso mba hitady tanana hatao mirahavavy , ka ry zareo avy any singapor no tonga . Dia notadiavina aza ny tanana de tapaka ny hevitra fa i Beforona no hatao . Nony ...
tohiny
novalian'i booboo ny 24/11/2006 15:06
boubounezy
(
20/11/2006 17:07)
mosôlé
mba mitady ilay hira "mosôlé" zé manana ô!
mesy mélou...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 22/11/2006 08:37
john
(
20/11/2006 17:06)
MALAHELO L SAPHIRA
MBA OMEO IZAY MANANA A'NIO HIRAIO...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 06:03
raboanavola
(
20/11/2006 16:53)
Andao indray
Mba mangataka ny tononkira "Andao indray" an'i Njakatiana aho raha mba azo atao.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i lanto ny 24/11/2006 19:54
reko
(
20/11/2006 16:28)
dago
eny Ivato ,lalana mankany @ hotely farihy iny misy trano
finanan-kanina,sakafo telo karazany no ao,malagasy,frantsay ary japoney,tsara sady mora ,sao
mba misy te handalo hanandrana....
tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 18:55
kitjo
(
20/11/2006 16:13)
Video: manao menace i Fidy sur RFO
http://www.rfo.fr/player_video.php3?iddoc=1329_1330_1331_1332_&id=1330&f=asx&x=p
Zany ve no olona responsable?
samy manana ny responsable aminy marina!...
tohiny
novalian'i zandikely ny 20/11/2006 22:05
ralevha
(
20/11/2006 15:53)
ny panoratra Malagasy?
Maro tsy tambo isaina izy ireo kanefa tsy misy mahalala ny sasany.Tsy mahay noho ireo vahiny ve izy ireny sa inona no antony tsy hijerena ny asa sorany? tsy fantatro ka mba ilaiko valiny ho an'ireo ...
tohiny
novalian'i soanja ny 28/11/2006 01:26
ratonga
(
20/11/2006 15:40)
L’Afrique-du-Sud devance Madagascar (letchis)
L’Afrique-du-Sud devance Madagascar
[16 novembre 2006]
Les letchis se font désirer
Les premiers letchis (on prononce aussi litchis) sont arrivés la semaine dernière en Europe. Et i...
tohiny
novalian'i ratonga ny 12/12/2006 16:56
xxx
(
20/11/2006 13:51)
aina izy anie izy
:*(l)mba mangataka ny hiran'i aina azafady, le misy hoe " izy anie izy no tsy afaka ato antsaiko...":)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 14:38
Samoana
(
20/11/2006 13:26)
Hiran-dry Prezidà isany !
Samy nanana ny hira fanevany ireo filoha maharitra nitantana an'i Gasikarantsika:
- ny an'i Tsiranana P. dia ilay hoe "Pisodia zahay"
- ny an'i Ratsiraka D. dia ny hira "Boky mena"
(Tsy manana ho...
tohiny
novalian'i Penhell ny 02/12/2006 21:37
capricorne
(
20/11/2006 12:30)
fangatahana
mba mangataka an'izay mahita logo momba ny fankalazana jobily...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 10:16
