Andao indray
1. raboanavola
(
20/11/2006 16:53)
Mba mangataka ny tononkira "Andao indray" an'i Njakatiana aho raha mba azo atao.
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
novalian'i lanto ny 24/11/2006 19:54
3. raboanavola
(
23/11/2006 15:58)
Manao ahoana,
Io hira io dia hira hirainy miaraka @ Poopy, Solo,Rija Ramanantoanina, Nannie,TovoJhay. Hitako tamin'n y clip gasy ao amin'ny rag-dia vazogasy. Jereo ny clip raha tanao ho hita io hira io. Tiako be saingy tsy haiko ny tonony.

6. lanto
(
24/11/2006 19:54)
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=andao+indray dia alaharo raha hihaino :)