Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andao indray
1. raboanavola
( 20/11/2006 16:53)
Mba mangataka ny tononkira "Andao indray" an'i Njakatiana aho raha mba azo atao.
Misaotra mialoha.
Hamaly
novalian'i
lanto
ny
24/11/2006 19:54
2. ninih
( 21/11/2006 11:18)
toa mbola tsy henoko io! izany minty ve le hira?
Hamaly
3. raboanavola
( 23/11/2006 15:58)
Manao ahoana,
Io hira io dia hira hirainy miaraka @ Poopy, Solo,Rija Ramanantoanina, Nannie,TovoJhay. Hitako tamin'n y clip gasy ao amin'ny rag-dia vazogasy. Jereo ny clip raha tanao ho hita io hira io. Tiako be saingy tsy haiko ny tonony.
Hamaly
4. Fiffi
( 23/11/2006 16:08)
tena mbola tsy naheno an'io hira io koa zah zany an !
Hamaly
5. raboanavola
( 24/11/2006 15:17)
Tena hira tsara ka jereo ny clip ao @ radio vazo gasy!:lol:
Hamaly
6. lanto
( 24/11/2006 19:54)
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=andao+indray dia alaharo raha hihaino :)
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0974