Manao mpanohitra i kitjo
1. kitjo
(
20/11/2006 18:03)
Italic textnde mba ovaina loko kely izy ity ry zareo an
Tsy mikendry olon-tokana toy ny fanoheran'ny maro aho eto fa ny hitako no lazaiko!
Tsy "perfect" akory ny fitondrana ankehitriny fa misy ihany ny zavatra tokony ovaina:
:idea: misy diso kajy ny hetra alaina @ tantsaha..no sady tsy ampy communication mandresy lahatra azy ireo ny antony tena andoavany hetra!
Any aminay any Antsirabe io!
ohatra: ny hetra alaina @ ireo mpanosika kitay avy eny Andranomanelatra vao maraina zay tsy mbola misy vola isotroany kafe akory
Aza dia mitsatsaingoka ianareo mpanohitra tompo-toerana ka hanaratsy be fahatany an. rariny tokoa raha angalana hetra izy ireo saingy ny indro dia tsy ampy ny fampahafantarana azy ireo ny antony angalana izany sy ny tombony azony amin'izany ka malaina izy ny handoa= faute de communication
:idea: mahalala ministra izay aho, tsy hotononiko anarana an! fa corrompu be vao tambazan'ireo mpandraharaha vahiny!
saingy izao: ao anatin'ny sehatra iasako tsara ilay izy ary anisan'ny tafaraka t@ ekipa nalefan-dRavalo hanao izay mission izay aho tany Dago ka io ministra io no nitarika.
Saingy nony tonga tany an-toerana dia nahazo cadeau t@ireo vahiny ilay ministra ka h@ zao tsy tanteraka ilay projet kanefa iankinan'ny ekenomiam-pirenena tanteraka mihitsy
izany hoe avy any amin-dRavalo dia tsara ny planina fa saingy....=fanaraha-maso tsy ampy izany sa?
Tsy haiko zay fomba namadihan'lery ny resaka tany ambony tany fa raha mba afaka niteny moa za..fa mbola hiteny aho k:-P
Mety misy mahalala io ministra lazaiko io satria be mihitsy ny feo reko momba azy tany dago na @forum gasy isan-karazany!
Santionany ireo ary tsy maintsy misy ny indro hoy ny mpandrafitra!
Miala tsiny @isika mpanohana ny Filoha ravalomanana fa mety ho tafintohina amiko isika an!
saingy mba tsara ihany koa ny mijery sy manaiky ny zavatra tsy mety..izay matetika aloha tsy avy @ Filoha e...fa ireo aty ambaniny!

novalian'i mandrindra ny 22/11/2006 16:33
2. kitjo
(
20/11/2006 18:08)
nisy namana nanoratra taty amiko, tsy vitsy zareo an, fa tena mpanohana be hono aho..
ekeko mihitsy izay k! satria tena marina, mpanohana be mihitsy aho saingy mijery ihany koa ny tsy mety fa tsy mody fanina satria mpanohana!
Satria ny ahy Ravalo ihany!
3. akama2006
(
20/11/2006 18:19)
bravoooooooooooo!
ny tsy itovizako hevitra aminao fotsiny dia hoe diso ilay hoe satria ravalo tsar fa ny ambiny ratsy,rehefa misy ny lesoka dia ny lehibe sy kely miara manaiky missume fa tsy deleguena ilay izy!!sinon ny ambiny dia itovizako hevitra e!ary tena tsara be!:*

4. kitjo
(
20/11/2006 18:25)
ahoana kosa moa ry akama no tsy hisy delegation de pouvoir?
ao antokantrano aza misy ny hoe mamafa trano, manasa vilia, mitady vola, mahandro kaly, ary indrindra ny mihinana (ohatra an'anah)..hiihiih
tsy miteny zany fa tena parfait mitsy ravalo, olombelona izy, misy ny zavatra tsy lavorary saingy be ko nge ny manahirana azy e...lol

5. akama2006
(
20/11/2006 18:29)
ka izay indrindra koa raha ao antran,o no misy manao adalana ny ankizy dia ny ray amndreniny no mhininana satria tsy mahajery ny zanany fa sty hoe ilay zaza no andeha ho gadraina,(ohatra hoe nahafaty olona taminy basy ny dadany tsinahy)
ra8!olona ihany,fa olona be kalkul,ary ny olona be kalkul dia tsy adala mihintsy fa na mody fanina na mpitsikomba2

7. akama2006
(
20/11/2006 18:37)
tsara ilay mikalkul ka fa aminy tsar fa tsy aminy ratsy ohatrany 8!:P
8. kitjo
(
20/11/2006 18:42)
ka ts hisy hi kalkul @ratsy izany ko!
hiditra trosa v? hihhihi
fa samy manana ny tsara sy ny ratsiny koa io k!:°)

11. vale
(
20/11/2006 21:36)
hihihihi, kitjo:wink:
akama: izy aza nahafa-trosa koa! (na de kely aza)..:-P hihi..

13. kitjo
(
21/11/2006 16:13)
mba miova rivotra kely e...
lasa extremiste be koa ilay fanohanana manko ka mitovy @ny mpanohitra tsy manakimpy maso..samy tsy mahita!

14. hery
(
21/11/2006 18:57)
Ary ry zalahy mpanohitra fanatika ireo ve afaka manoratra lava be midera an-dRavalo? :-)
16. mandrindra
(
22/11/2006 16:33)
fijo, hoe tsy mahay manoratra ve ny taliban no tian'ialahy lazaina? :-D:-D