dia hahatana ny 0 taxe ve i Madagasikara

1. bazylou ( 20/11/2006 21:47)
amin'ity sadc ity ?? tsy mampino aloha raha izao no fandehany!!
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 14:49
2. prime ( 23/11/2006 14:37)
Tsy mampino? hazavao hoe?
3. Fiffi ( 23/11/2006 15:50)
mety bazy zany no manana solution hafa raha izany ...
4. prime ( 24/11/2006 10:23)
0 taxe? tena mahagaga ny fandraisan'i bazy zavatra izany an...
5. Fiffi ( 25/11/2006 07:43)
mba valio ry bazy aahh !
6. bazylou ( 25/11/2006 14:27)
0 taxe= fidirana gratos ny entana mankany sy avy any amin'ireo firenena mambra ny sadc!! dia ho fatin'ny importe mazava ho azy ny vita gasy!!! mampalahelo!!! indrindra fa ny gasy olona ohatran'izay...
7. Fiffi ( 25/11/2006 14:49)
de inona aza ny solution hitanao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.305