dia hahatana ny 0 taxe ve i Madagasikara
1. bazylou
(
20/11/2006 21:47)
amin'ity sadc ity ?? tsy mampino aloha raha izao no fandehany!!
répondu par Fiffi le 25/11/2006 14:49
6. bazylou
(
25/11/2006 14:27)
0 taxe= fidirana gratos ny entana mankany sy avy any amin'ireo firenena mambra ny sadc!! dia ho fatin'ny importe mazava ho azy ny vita gasy!!! mampalahelo!!! indrindra fa ny gasy olona ohatran'izay...