Video: manao menace i Fidy sur RFO

1. kitjo ( 20/11/2006 16:13)

http://www.rfo.fr/player_video.php3?iddoc=1329_1330_1331_1332_&id=1330&f=asx&x=p

Zany ve no olona responsable?
samy manana ny responsable aminy marina!
novalian'i zandikely ny 20/11/2006 22:05
2. kitjo ( 20/11/2006 16:18)
grand format (haut debit)

http://www.rfo.fr/player_video.php3?iddoc=1329_1330_1331_1332_&id=1332&f=asx&x=g
3. akama2006 ( 20/11/2006 17:13)
kitjo> ka io resaka io anie ra kitjo tsy hoe izao no hitranga io krizy io fa apres 3 dec e!efa mba milaza anareo aho fa mba teneno ny havana hiomana aminy fitsinjovana ny ppn sns,fa possible ary probable mihintsy ny 2002 bis farany teo!8)
4. kitjo ( 20/11/2006 17:15)
tsy mino an'izany aho ry akama an,
ny crise dia hisy fa tsy toy ireny tsony

ary ny vahoaka koa ve dia hanaraka olona tsy misaina toy izao?

sa ekenao ve izany raha ianao manokana?
5. akama2006 ( 20/11/2006 17:17)
kitjo> maerina io hoa!!nahona no tsy tany aminy be element any no nanombohany azy???? fa tao aminy bani?????8)
6. kitjo ( 20/11/2006 17:20)
aleo aza fa ho hitantsika eo e..
tsika sy njy ko hiady hevitra amzany eo nefa Fidy aza tsita ze nalehany..
7. akama2006 ( 20/11/2006 17:27)
kitjo mon amour! izao le izy izany!

i fidy dia tsy nitsoaka fa vao avy nataony bbc interview izy 1heure alohany ahatongavany emmo haka azy! ary niteny izy hoe tsy mitsoka fa tadiavo hoy izy raha mahita! raha resaka 1ora izany dia tena na lery lasa voaloavo dia tsy hita na tena efa vita maty paika ny alehany dia tsy ho tratra mihintsy!:*
8. kitjo ( 20/11/2006 17:30)
ie hitako io article io k!
ka inona mo no hijanonany any @60km ivelan'Antananarivo? izay adinonjy...

lazaony andeha hanao saka sy voalavo aminy eo ny tafika fa izy ve dia mieritreritra fa tsy ho hita?

aleo hilamina fa eto isika manaraka ny tantara e!
aleo tsy milaza be fts
9. akama2006 ( 20/11/2006 17:38)
ka ilay apres 3 dec ange ry kitjo no tena paikany e!

tsy sanatrioa hanoe mahita nobho ny mahay ny tena!fa mba mijery ihany,ka dia raha mba haverinao ny zavtra nolazainy (izy tenney mihintsy fa tsy noforonina akory) dia ahatsapa ianao fa misy strategie efa napetraka ilay izy!

raha ny amiko dia iny no atao hoe fampidirana,raha mahay maka lesona na miova manaraka lalana i ra8 dia hilamina io,fa raha mikry ihany dia efa voalaminy ny apres 2002!tsy izy irery anefa fa ireo candidat efa mivonona ny ho amin'izany!

andao ange fa kely issa ilay 3 dec e!raha diso ahy dia tsy handiso izay lazainy kitjo na hikritika fa dia hoe:oui sefo be kitjo?(enga anie koa aloha tsy ho tanteraka io fa tay be raha tena marina )fa raha marina kosa dia mihaiky eto kitjo hoe nanao errue de jugement izany!mety izay ve?:*
10. kitjo ( 20/11/2006 17:44)
ekena!

zay ange le lazaiko teo oe aleo handeha ny tantara dia eto isika samy mahita

ny strategie dia nisy foana vao nanomboka niforona fts ny 3N moa sa 3FN? fa h@ zao tsitako ze zvt tanteraka.

Ekeko fa ao d ao ny strategie fa mahatoky aho fa hain'ny fanjakana ny mamehy azy e!

ndao njay zvt hafa ary resahina e!
11. akama2006 ( 20/11/2006 17:47)
inona aza e!
12. kitjo ( 20/11/2006 17:49)
aleo mba itarina le video aza e!

tena feon'i Fidy ve ilay izy tao?

hhmmm..aiza ny toerana a 60km miala an Tana mahazo reseau telephone tsara?
13. akama2006 ( 20/11/2006 17:57)
stratege kosa anie izy e!sty hiteny ny marina ary ny telefaonina aza angamab efa miova mba sty oharaka!

ary ny hoe 60km dia mazava be fa sty marina fa mety ho 6km mety ho 25 etc...
14. kitjo ( 20/11/2006 18:05)
hihihi
samy manana ny metatrany e!

manaraka aza e:
mandrebireby fts i Fidy amin'io, ahoana n hevitrao amin'izay?
15. akama2006 ( 20/11/2006 18:16)
marina izay,fa araka ny lazaiko hoe stratezia hoa io!raha tsy dessin animée kosa koa!ihihihihi
16. kitjo ( 20/11/2006 18:28)

tsy hay tsony izy ty!
nddray aleo mitazana fts aloha!
17. akama2006 ( 20/11/2006 18:30)
efa mba noteneninao ve aloha ilay rafozako hoe manangona sa tsia e?
18. kitjo ( 20/11/2006 18:36)

hein?

Fidy v zany?

tsy azoko ny tian'ny mpanoratra holazaina
19. akama2006 ( 20/11/2006 18:44)
aza mody gisa re ry (l)(l) a!teneno ihany hoa ry zareo fa gravy hoe le pares 3dec!!:*:*
20. kitjo ( 20/11/2006 18:49)
:-D:-D:-D

aza matawatsa fa zay mamboly vary sy legioma..mahasalama an! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428