Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ralevha, milahatra araka ny daty
ralevha ( 20/11/2006 15:53)
ny panoratra Malagasy?
Maro tsy tambo isaina izy ireo kanefa tsy misy mahalala ny sasany.Tsy mahay noho ireo vahiny ve izy ireny sa inona no antony tsy hijerena ny asa sorany? tsy fantatro ka mba ilaiko valiny ho an'ireo ... tohiny
novalian'i soanja ny 28/11/2006 01:26
ralevha ( 11/09/2006 14:36)
fanajana ny manodidina ?
:@ mba ahoana kay ny hevitrareo @ ireny olona manakorotana&manao fihetsika mamoafady imasom-bahoaka ireny.Ohatra omeko anareo ny eny @ay eny rehefa mamo ry zalahy dia manimba & mitabataba aokizany ts... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 07:07
ralevha ( 04/07/2006 14:53)
mbola mahafehy ny kolon-tsaintsika ve isika?
maro isika @izao fotoana izao sodokan'ny kolon-tsaaina vahiny.8)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075