Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
rabaradaka
(
18/11/2006 11:23)
Sôvaly miantobilina ny ekipan-dRavalo
Ela ry dadatoa no nahitako propagandin'ny filoha amperinasa izay fa ny an-dRavalo tena gravy : ny fitaovana tsy ampy zara raha misy zaraina, ny vola tsy misy, ny sakafo dia nofinofy fa dia samy mividy...
suite
répondu par rabaradaka le 20/11/2006 06:41
rabaradaka
(
18/11/2006 10:59)
Ny hevitry ny hoe VELOMA
Diso foana ny fandraisantsika ny hevitry ny hoe veloma. ny maro dia mandika azy hoe au revoir na goodbye. Fa ny hoe veloma dia hoe elà velona. Ohatra iray ity : veloma ny aina ho tratry ny taona maro...
suite
répondu par booboo le 24/11/2006 12:29
jentilisa
(
18/11/2006 10:22)
vaovaon'ny androany sabotsy
Tsy mbola misy izany fisamborana na fanonganana na ny mifanahatahaka amin'izany. Ao amin'ny toby BANI hatrany ny jeneraly fidy.
http://jentilisa.blogspot.com
...
suite
répondu par colar le 18/11/2006 21:08
jobala
(
18/11/2006 10:04)
Bokotra
Zavatra mahalàsa saina:?:! Inona no dikan'ilay teboka kely na boribory kely eo @ " touche 5 n'ny telephone, na machine calculer, na clavier PC... Fa tena fanontaniana tsy ahitam-baliny...efa nentin'i...
suite
répondu par jobala le 06/12/2006 10:54
akama2006
(
18/11/2006 10:02)
poezie kely ho any ra8!
ra8 aza mitsoka aloha e!
lasa aiza hono r8 teo!
fa vao tonga dia efa tsy teo!
fa nipitsika any jangila!
fa ivato hono feno rasila!
matahotra angamba lery!
tany misy lalàna anie ety!
ka ra...
suite
répondu par kitjo le 20/11/2006 18:14
vancleef
(
18/11/2006 09:24)
Ilay gasy nirehitra ny tranony tany Espirat.
Tadidinareo ilay gasy tany Espirat (Puy-de-Dôme) nivoaka tamin'ny gazety Le Monde du 13 octobre 2006 :
« Pas de Nègres à Espirat »
http://www.lemonde.fr/cgi-bin/ACHATS/acheter.cgi?offre=ARCHI...
suite
répondu par Fiffi le 27/11/2006 20:43
salmo
(
18/11/2006 08:17)
T. Henry
Ity Jugador T.Henry ity dia hetahetany FC Barcelona hilalao aty @ kianjany NOU CAMP. ...
suite
répondu par lapino le 05/12/2006 14:25
kitjo
(
18/11/2006 06:31)
Coup d'etat!
tampin-dalan-kaleha ry mpanohitra isany ka tsy sahy hiatrika ny fitsaram-bahoaka...mitetika hanao coup d'etat!
vendrana ngah ny vahoaka ka hanaiky anzany?
ko ra tsy any Thailande izy ty!...
suite
répondu par akama2006 le 20/11/2006 18:53
bazylou
(
18/11/2006 01:05)
ity misy zavatra
http://www.aody.mg/...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:41
Lejim
(
18/11/2006 00:38)
isika aty ivelany
Lasa toa philosophie ny fanovana politique ato!
Ohatra (ohatra tena ohatra ity an:
-Nisy nanipy grenade ny tany @ MBS Majunga. Mifanilikilika eo ny namana fa izao no nanao an'iny na izao. Kan...
suite
répondu par mandrindra le 20/11/2006 14:44
colar
(
17/11/2006 23:45)
ra tsy maintsy hifidy
inn no vis tinareo vevavy koko am reto,samia we mba milaza zay heviny azafady ndrindra,LEHILAHY
mamono vady sa
b sipa sa
mpiloka sa
mamo lava sa
mpandainga sa
mafy ady sa
kaihitra sa
mpidaina ...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/11/2006 20:50
bazylou
(
17/11/2006 23:20)
ny zavatra atao sy ilaina dia ny manangana
zavatra ho an'ny tena ihany.... Mba misy gasy ve mahatsangana usine mpanamboatra daba??? ,,tsy hisy mandrakizay izany!! nany karenjy aza nanjavona!! lany andro amin'ny mividy lava ohatrann'y afrikana...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:48
bazylou
(
17/11/2006 23:13)
politikan'ny tany mahantra e!!
la religion est l'opium du peuple!!; tsy maintsy hoe atao boto be voton'anatra ilay gasy..
ilay ra8 aloha mila avalona fa tsy ilaina intsony e!!
sadyraha mbola hidina 1e=26000fmg ny deviak dia , tsy...
suite
répondu par papounette le 19/11/2006 10:56
LazaDaddy
(
17/11/2006 23:10)
Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
[size=14]Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satria, na dia naseh...
suite
répondu par prime le 27/11/2006 12:30
fijo
(
17/11/2006 22:40)
mpanao politika.
mampiomehy ahy ny mpanao politika sasany ao amintsika.
tonga izao ny fotoana handresena lahatra ny vahoaka.inoan no ataony."ahemory ny zao e,tsy ekena ny etsy e,izay lany eo tsy aradalana e"sns e.
n...
suite
répondu par Fiffi le 18/11/2006 17:28
jimtex
(
17/11/2006 22:03)
MIKASITANANA VEHIVAVY!
Maro @ lehilahy no mikasitanana ny olontiny , za lo tena tsy mankasitraka io toetra ray io!,na dia mampahatezitra toy inona ny fihetsikilay vehivavy:
- misy miditra ôpitaly
-misy torana ...sns...
suite
répondu par naritsimba le 16/12/2006 18:26
ronaldo09
(
17/11/2006 21:22)
Canavarro :BALLON D'OR 2006!MENDRIKA AZY VE?
Dia nivoaka izany fa iCanavarro vody laharana Italianina milalao ao amin'ny Real Madrid no Ballon d'or Eropeana amin'ity .Nanantena an'izany ve ianareo?Ary ahoana ny hevitrareo amin'izany?...
suite
répondu par ronaldo09 le 18/11/2006 09:50
xxx
(
17/11/2006 21:22)
miaraka imason'olo , mpinamana no tena marina
ahona no mba fijerinaoreo an'ty , misy olona zay niaraka zay , dia tsy taty aorina , nisy ny blem dia zao no nataony , andao isika hinamana manomboka zao , ny fianakaviany a...
suite
répondu par xxx le 23/11/2006 20:36
