MIKASITANANA VEHIVAVY!
1. jimtex
(
17/11/2006 22:03)
Maro @ lehilahy no mikasitanana ny olontiny , za lo tena tsy mankasitraka io toetra ray io!,na dia mampahatezitra toy inona ny fihetsikilay vehivavy:
- misy miditra ôpitaly
-misy torana ...sns
- misy miditra ôpitaly
-misy torana ...sns
novalian'i naritsimba ny 16/12/2006 18:26
3. salmo
(
17/11/2006 22:50)
fiainana izany, raha tara aminy aho dia hataoko daholo izay mety oh: ody hampiakarina max volum'ny vamm raha mitondra vamm:-P hanontanontaniana foana na dia tsy misy antony aza ny fanontaniana. Rehefa tsy tiany inn mou no azo hatao fa tonga de miataka de alatsiny be :-D:-D
6. booboo
(
18/11/2006 08:31)
na vehivavy na lehilahy rehefa mikasi-tanana défa mendrika ny hombohina tsaratsara aby zay :twisted::twisted::twisted::twisted:
7. jimtex
(
18/11/2006 08:50)
le mikasitanana anie mamono e, vehivavy ve haresy anao!,matetika ny lelah no manomboka, vokatriny hasarotapiaro na fanafenana tay atsalaka.
9. fanaina
(
18/11/2006 09:42)
ye izaho dia mehita anio fa bdb ny lhl manao any izany!!
ny any tsara dia ny manapaka ny fiarahana!!
izaho moa mba kasikasihana izany fa:evil: dia mifampitana eo na hisy ho hiditra hopilahy aza ny ray, matoa mividy ny lohany dia tsy matahotra ny masony.sady matetika tena vono mahery mihintsy no atony ry zalahy.

10. jobala
(
18/11/2006 10:09)
Io tsy mety io! ary @ endriny rehetra izany! fa rehefa tsy tiany le vehivavy, omeo ny hafa, aleo izy andeha fa misy tia azy foana any ho any...:lol:
12. soanja
(
18/11/2006 16:07)
jimtex:
Maro @ lehilahy no mikasitanana ny olontiny , za lo tena tsy mankasitraka io toetra ray io!,na dia mampahatezitra toy inona ny fihetsikilay vehivavy:
- misy miditra ôpitaly
-misy torana ...sns
Ny tokatrano ao Madagasikara amin'ny ankapobeny dia dia tena "Violent" mihitsy ny antony dia ny tsy fahampian'ny fanabeazana ny ho "olom-banona" any ampinarana na any amin'ny fiaraha-monina. Hany ka modely ratsy no hitan'ny ankizy ao an-trano de mihevitra izy fa iny no mety koa rehefa lehibe izy.Tsy mora ny manova fomba amam-panao, mila mitomboka any amin'ny maha zaza azy ny fampidirana izany ao anaty lohany vao mety hisy ny fiovana.
13. xxx
(
19/11/2006 05:21)
ny vadiko tsy tia mikasi-tanana vhv ary efa noteneniny fa tsy hanao izany mihitsy izy nefa izaho refa tena tezitra mikasi-tanana azy satria fa tsy miteny. Par contre izy rehefa tezitra tsy mandanjalanja ny teny teneniny (tsy miteny ratsy izy an)mihitsy fa marary noho ny kapoka ny teniny. Iza no azo leferina amizany?? ahoana ny hevitrareo:?:
14. booboo
(
19/11/2006 11:27)
xxx > mampitahotra ahy ireny vehivavy tsy mahafehy tena reny kah...ahoana no ahazoan'ny hafa antoka fa tsy hahavita hamono hahafaty oul rehefa sendra tena tezitra beeeeeeeeeeee iny ohatra ? aaa kah...soa ianao fa nanao xxx :°). 'Lay teny mahery indray, arakaraka ny fandrasain'ilay voakasik'ilay izy...
15. papounette
(
19/11/2006 11:31)
fanaina:
ye izaho dia mehita anio fa bdb ny lhl manao any izany!!
ny any tsara dia ny manapaka ny fiarahana!!
izaho moa mba kasikasihana izany fa:evil: dia mifampitana eo na hisy ho hiditra hopilahy aza ny ray, matoa mividy ny lohany dia tsy matahotra ny masony.sady matetika tena vono mahery mihintsy no atony ry zalahy.
:evil:hita hoa!!!!Za alo an fantako fa tsy maintsy resy raha vô lhl zany no iadivana fa asina mafy be @lapoaly na le fanoto ny lohany :oops::oops::oops:de mande mitsôka haingana rehefa avy eo.
Kanefa na de zany aza de aleo misintaka raha vô misy resaka vono zany ,tanana tokony hanasafosafo ve de mamono!!!!!!
Faisons l'amour mais pas la guerre.:-*
16. nolalaina
(
19/11/2006 14:54)
Kitio ngeh za fa tondé :twisted: :twisted: ary tsy akanao :-* sy :* tsony!!
17. kelly13
(
19/11/2006 15:26)
aza adino ry namana vhv ny mitahiry lalandava saumon surgelé ao anaty frigo fa mety hanavotra iany an, lollll, je rigoollleeee. araka ny tenin'i fiffi d lâcheté ny fikitihan-tanana ny vhv, ms n'empeche tsika vhv kou ange des fois manao ny tsy rariny ka mampiakapofona ny lhl e, hihihi!! :lol:
18. xxx
(
19/11/2006 16:14)
Hoy i Kelly13
Ito mihitsy ilay remarque tena faran'izay tsy reveko rehefa misy vehivavy voalakon'ny lehilahiny :twisted::twisted: na inona na inona noteneniny tao dia tsy fanao izany mikasi-tanana izany, felaka iray fotsiny anie dia mety mahafak'aina ry Kelly e :idea::idea:! Ilay efa voalako indray no mbola mise culpabiliser hoe "izaho no diso fa nanao izay nampiaka-pofona azy" SO STUPID :oops::(:cry:. Izaho koa zao eto miaka-pofona mamaky ilay izy :evil:!!!! Tsy tonga dia vao maika mahate-hidaroka ve ianao amin'izao, koa ianao no diso fa tsy izaho kno dia maninona moa raha tohizako ihany ny lako :roll:!!!!!
Mba vehivavy ihany fa arovy ny zonareo fa tsy ny efa manao anareo indray no arovana e !!!!! :-*:-* na izany aza fa ohatran'ny voasasa atidoha mantsy nareo zany :-*:-*
ms n'empeche tsika vhv kou ange des fois manao ny tsy rariny ka mampiakapofona ny lhl e, hihihi!!
Ito mihitsy ilay remarque tena faran'izay tsy reveko rehefa misy vehivavy voalakon'ny lehilahiny :twisted::twisted: na inona na inona noteneniny tao dia tsy fanao izany mikasi-tanana izany, felaka iray fotsiny anie dia mety mahafak'aina ry Kelly e :idea::idea:! Ilay efa voalako indray no mbola mise culpabiliser hoe "izaho no diso fa nanao izay nampiaka-pofona azy" SO STUPID :oops::(:cry:. Izaho koa zao eto miaka-pofona mamaky ilay izy :evil:!!!! Tsy tonga dia vao maika mahate-hidaroka ve ianao amin'izao, koa ianao no diso fa tsy izaho kno dia maninona moa raha tohizako ihany ny lako :roll:!!!!!
Mba vehivavy ihany fa arovy ny zonareo fa tsy ny efa manao anareo indray no arovana e !!!!! :-*:-* na izany aza fa ohatran'ny voasasa atidoha mantsy nareo zany :-*:-*
19. kelly13
(
19/11/2006 16:52)
xxx>ra miteny an'izany v za d miaro ny lhl milako vhv? hozy za hoe "ms n'empeche tsika vhv kou ange des fois manao ny tsy rariny ka mampiakapofona ny lhl e" tsy midika akory ny teniko hoe refa miakapofona ny lhl d milako izay! sa zay ny fanaonao?????? miakapofona d milako???