MIKASITANANA VEHIVAVY!

41. naritsimba ( 16/12/2006 18:26)
Ny vehivavy dia tsotra: Toy ny vilia bakoly ka na tsy mianjera aza dia vaky foana.


hazavaikoio:

ny vhv dia taolan-tehezana no nangalana azy, noho izany dia be vava sy mikarantsana, ka na inn na inn dia meneno foana, fa ny lhl novolavolaina ka na inn na inn dia tsy hikarantsana mihitsy.

Izaho manokana aloha dia raha vao maneno na iza na iza dia aleoko miala, fa raha izaho no miteny sahia manatrika ahy eo na vhv iza na iza, fa dia tsy mamaly ny tenako, fa dia aleoko miala dia afaka IRAY VOLANA INDRYA RAHA HAINGANA MIFANKAHITA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2763