MIKASITANANA VEHIVAVY!

21. belaza ( 19/11/2006 19:38)
tsy mety mihitsy ireny mikasika vehivavy ireny e, tsy mifampikitika izany, famiresaka ka raha tsy voalaminy resaka dia misaraka!!
22. Tokinao ( 19/11/2006 20:15)
jimtex:

Maro @ lehilahy no mikasitanana ny olontiny ...


soanja:

Ny tokatrano ao Madagasikara amin'ny ankapobeny dia "tena Violent" mihitsy ny antony dia ny ...


Za ndray zareo dia mahita hoe be filaza kosa nareo @'ireo hoe "maro" sy ilay hoe "@ amin'ny ankapobeny dia tena Violent mihitsy " ireo.

Raha ny fahitako azy dia tsy azo généraliser-na ôtran'izany izy io. Ny mpivady miady manko mora malaza be eo @ manodidina azy, fa ny milamina sy tena mifankatia dia matetika tsy hita. De izay no mahatonga anareo miteny io.
23. soanja ( 20/11/2006 06:03)
Raha tsy diso aho dia efa nisy survey momba an'io ka (Ambanivohitra sy andrenivohitra)ary izay no nahatonga io tsoaka io hoe mikasin-tanana ny ao ny ankohonany ny lehilahy Malagasy.
24. Fiffi ( 20/11/2006 06:46)
Tokinao: :wink: nefa de tena misy ary tsy azo lavina zany ...
25. kelly13 ( 20/11/2006 08:45)
nolalaina:

Ka io zao izy milaza fa te hilako andry kou!! :lol:




:lol: hé hé hé, ka zay le hoe tsy mahafehy teny akory akory fa b blablabla :wink:, refa tsy mifanaraka @ sainy d "mampitehilako" etc...

26. nolalaina ( 20/11/2006 09:10)
kelly13 : hihihihi lako virtoaly aky zany an!! :lol:
27. xxx ( 20/11/2006 13:18)
Kelly13 : ilay namaly anao dia tsy lehilahy fa vehivavy ary révoltée amin'ilay zavatra teneninao no tena marina satria ny zavatra lazainao toy ireny no mahatonga ny efa mpilako hahazo vahana !!! A bon entendeur, salut !!!
28. mandrindra ( 20/11/2006 14:25)
tena anisan'ny fialamboly mahafinaritra ahy ny mikasitanana vehivavy : manome safosafo, kitikitika ets ets...
29. kelly13 ( 20/11/2006 17:58)
xxx>aza révoltée fa fomba fijeriko io, ary raha miteny za hoe isika vhv manao ze mampiakapofona ny lhl, zany v d midika fa refa miakapofona ny lhl d tonga d milako?????
sa nareo bandy refa miakapofona tonga d midaroka ny vadinareo?

mandrindra>marina ny anao.
30. anjely ( 21/11/2006 15:05)
Za ndray zareo dia mahita hoe be filaza kosa nareo @'ireo hoe "maro" sy ilay hoe "@ amin'ny ankapobeny dia tena Violent mihitsy " ireo.

Raha ny fahitako azy dia tsy azo généraliser-na ôtran'izany izy io. Ny mpivady miady manko mora malaza be eo @ manodidina azy, fa ny milamina sy tena mifankatia dia matetika tsy hita. De izay no mahatonga anareo miteny io.

Malahelo aho milaza aminao fa zava-marina izany. ary tsy any Madagasikara ihany, tsy miankina amin'ny fianarana natao na tsia fa hatraty ampitan-dranomasina dia voalaza mazava amin'ny statistika fa misy vhv matim-bonon'ny vadiny isan'andro!!!
xxx: tandremo akia sao mba mamaly daroka rangahy ka ny fatin-dry no raisina eo. Izaho efa nahafelaka bandy fa tena naleoko nisaraka taminy avy eo satria raha niverina fanindroany izay mety namaly lery dia torana teo aho. Zà kou mou skil kely ka hoy aho hoe atsipin'ity any ambaravaran-kely any aho, very aho dada sy neny. Tsy normal akia fa matou tonga amzany de efa dangy ny fitiavana â!
31. anjely ( 21/11/2006 15:08)
nisy sipa gasy fantatro tsara matim-bonon'ny vadiny tany Paris tamin'ny taona 2001. Rehefa tena miakam-pofona dia aleo mandeha fa tsy tsara ny miandry ny afo hiakatra ê! Fihetsika tsy voatàna in-1 mandeha monja , ho neninao manrakizay ary haningotra ain'ol!!! à bon entendeur!
32. Zina ( 21/11/2006 16:12)
anjely [ Valio ] 21-11-2006 16:08:05
Lohateny : Re : MIKASITANANA VEHIVAVY!
nisy sipa gasy fantatro tsara matim-bonon'ny vadiny tany Paris tamin'ny taona 2001. Rehefa tena miakam-pofona dia aleo mandeha fa tsy tsara ny miandry ny afo hiakatra ê! Fihetsika tsy voatàna in-1 mandeha monja , ho neninao manrakizay ary haningotra ain'ol!!! à bon entendeur


marina ny anao ry anjely...
raha voa mikirintsana ny la poaly roa voa maika gravy raha mitohy...
Ary fahendrena mihitsy anie ny miala tsy manohy ny resaka intsony e...
Izay mangina volamena
33. booboo ( 21/11/2006 16:24)
tssssssssssss, tsisy an'izany hoe zay mangiana volamena zany fa refa voakasi-tanana fa any @ police no mifankahita na felaka aza ! :twisted:
34. Zina ( 21/11/2006 20:57)
Booboo a tsy mazava aminao izay lazaiko...vakio ndray anie e.. to otrany oe ilay obolana fotsiny raisinao dia tonga dia romotra be...
alohan'ny hikasina tanana na manomboka miady no ataoko oe izay mangina volamena, ary io no fahendrena tsara :roll:
35. booboo ( 22/11/2006 07:10)
ahahahaha romotra be aôna koa zany ? dé nenà ndray ny hitondrako azy hoe tsy mila mangiana zany fa mbola mitohy any @ police ny resaka kah :°)...be dia be ny fomba handrasaina io raha teneninao (t@ mbola tsy nazavainao tsara :°)) arakaraka ny fomba entina mijery ny raha
36. jimtex ( 22/11/2006 09:28)
Zina enao zany na felahana matetika de mangina fona @zay volamena ,tena hafa kosa ko defa hanararotra anao fona ny olotinao!,ary mety totondry @ farany no omeny ,aza misy anie zany!:(
37. Zina ( 22/11/2006 14:08)
:roll::roll:
38. nolalaina ( 22/11/2006 14:20)
Raha ny fazahoko ny tin'i zina lazaina dé oé: " henoy tsara aho an!! :wink: " : alohan'ny halasan'lé fikasiantanana dé borkéna lé resaka!! vitaina lé ady .... sa diso za ry zina?? :D fa tsy oé mikasitanana izy dé mangina fotsiny @zao!!.....
39. Zina ( 22/11/2006 21:14)
izay mihitsy ry nolalaina a za angamba tsy mahay teny gasy intsony na tsy mahay manazava hihihihi
40. antsafa ( 26/11/2006 05:02)
nolalaina:

Kitio ngeh za fa tondé :twisted: :twisted: ary tsy akanao :-* sy :* tsony!!



raha mbola tsy sendra de aza be vava, fa io ane kapok'olon-tina na marary aza hiafina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2066