ny zavatra atao sy ilaina dia ny manangana

1. bazylou ( 17/11/2006 23:20)
zavatra ho an'ny tena ihany.... Mba misy gasy ve mahatsangana usine mpanamboatra daba??? ,,tsy hisy mandrakizay izany!! nany karenjy aza nanjavona!! lany andro amin'ny mividy lava ohatrann'y afrikana
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 07:48
2. kolokanto ( 18/11/2006 00:10)
Ianao koa toa sahiran-dava sy reraka mitsikera foana eo!!
Manaova rangahy raha mahavita a!
Ianao io angamba mety tena mahavita azy be mihitsy e!
Toute clé toute revy!!! Tena milay be!!!
Mba ampisehoy anay aloha le patin'izany fahaizanao izany fa aza variana mitsikera eo foana!!
3. MTN ( 18/11/2006 23:09)
misy kah, misy mihitsy na tsy karenjy aza. Fa tsy tomobil iray manontolo fa atambatra dia piece sasatsasany ihany no tena mila amboarina. Nandeha tamin'ny 13-intence rta ilay izy indray andro izay.

Na ny vazaha aza ange tsy amin'ny toerana iray no anamboarana ny tomobila iray eh, ny pneu ohatra amboarina ary dia ny vatany ary sns.

Fa ny olana antsika gasy ny fahitako azy dia ny energy mihitsy no tsy misy. Ny vola iny azo ampitomboina amin'ny kely ny asa fa ny enegy: ohatra courant tapatapaka sady efa tsy mahazaka ny consommation ny offre. Ny solika moa iny efa olana iraisam-pirenena. Ny energy renouvelable resaka fotsiny fa tsy mahatosika iny rehefa tena ilaina. Na solaire io na eolienne. Ny olana amin'ny eolienne mila ha maro be sady maitenance.

Raha izaho no mpitondra ankohatry ny lalandra dia ny fo koa nanetsika ny ra koa no imasoana.
4. prime ( 23/11/2006 15:20)
bazy> inona no vahaolana raha ianao?
5. Fiffi ( 25/11/2006 07:48)
bazylou:
zavatra ho an'ny tena ihany.... Mba misy gasy ve mahatsangana usine mpanamboatra daba??? ,,tsy hisy mandrakizay izany!! nany karenjy aza nanjavona!! lany andro amin'ny mividy lava ohatrann'y afrikana
ny olana ange ry bazy de zao eh ! ny Malagasy de mahavita zavatra tena tsara saingy nahoana no haratsiana foana hoe "vita gasy" de avy mimenomenona ?
Fa lany andro @ mividy lava ohatran'ny afrikanina ahoana zany ? ka hangalatra kosa aza ve ? :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6536