Raha misy ratra am-po na azom-pahoriana ianao
Dia lalana lalovana io mba hanefena anao
Na dia mavesatra izay tsy halanina ny finoana
Ho maivana aminao rehefa Jesoq no antsoina
Matetika na sambany ianao no iharam-pitsapana toy izao . Dia aoka hazava tsara fa misy tiany ambara