ANTSO HO ANAO

1. POOSY ( 18/11/2006 11:11)
:idea:
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 11:27
2. POOSY ( 18/11/2006 11:15)
Raha misy ratra am-po na azom-pahoriana ianao
Dia lalana lalovana io mba hanefena anao
Na dia mavesatra izay tsy halanina ny finoana
Ho maivana aminao rehefa Jesoq no antsoina

Matetika na sambany ianao no iharam-pitsapana toy izao . Dia aoka hazava tsara fa misy tiany ambara
3. Fiffi ( 18/11/2006 11:27)
saingy ...tsy azoko ny tiana ambara ! mitady tononkira ve sa mpihira sa inona ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1779