mampiomehy ahy ny mpanao politika sasany ao amintsika.
tonga izao ny fotoana handresena lahatra ny vahoaka.inoan no ataony."ahemory ny zao e,tsy ekena ny etsy e,izay lany eo tsy aradalana e"sns e.
nefa ny tena nilatsaka????????
dia tsy manao izay handresena lahatra ny olona,nefa manantena holany.???????
ary raha tsy lany dia hikorontana hono fa tsy aradalana?????? aiza ihany ary.matoa enao nirotsaka,dia sahy ary manaiky fa aradalana io.ka inona indray no tadiavina avy eo,fa reseo lahatra ny vahoaka de ho hita eo.na ny naika hifidy andry zalahy aza izao voafitaka sy kivy.
hoy ny sotratra masina hoe tsy misy fanjakana tafatsanga raha tsy avy@ jehovah donc zay lany eo dia avy @ jehovah aoka isika hivavaka ho an'ny firenena