mpanao politika.

1. fijo ( 17/11/2006 22:40)
mampiomehy ahy ny mpanao politika sasany ao amintsika.
tonga izao ny fotoana handresena lahatra ny vahoaka.inoan no ataony."ahemory ny zao e,tsy ekena ny etsy e,izay lany eo tsy aradalana e"sns e.
nefa ny tena nilatsaka????????
dia tsy manao izay handresena lahatra ny olona,nefa manantena holany.???????
ary raha tsy lany dia hikorontana hono fa tsy aradalana?????? aiza ihany ary.matoa enao nirotsaka,dia sahy ary manaiky fa aradalana io.ka inona indray no tadiavina avy eo,fa reseo lahatra ny vahoaka de ho hita eo.na ny naika hifidy andry zalahy aza izao voafitaka sy kivy.
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 17:28
2. cabot ( 17/11/2006 23:06)
hoy ny sotratra masina hoe tsy misy fanjakana tafatsanga raha tsy avy@ jehovah donc zay lany eo dia avy @ jehovah aoka isika hivavaka ho an'ny firenena
3. Fiffi ( 18/11/2006 17:28)
fijo:
ary raha tsy lany dia hikorontana hono fa tsy aradalana?????? aiza ihany ary.matoa enao nirotsaka,dia sahy ary manaiky fa aradalana io.
tena zava-mahagaga mihintsy zao hataon-dry zareo zao ! tsy mba mahay mihonina fa rehefa resy de resy de mangina fotsiny fa shhhhhh !!!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.324