Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jesosy ( 16/11/2006 14:29)
tsara tso-drano
te aita io tononkira io ... tohiny
novalian'i ninih ny 17/11/2006 15:17
xxx ( 16/11/2006 14:26)
cyber
te-hanokatra cyber eto dago, inona ny zavatra ilaina, aiza ny toerana tsara ... tohiny
novalian'i MTN ny 18/11/2006 18:07
bazylou ( 16/11/2006 14:20)
tsy misy secteur vanona aloha hatramin'izao e!!
na inona io na inona!! ny secteur mandeha dia ny fandrebirebena ny pokona fotsiny amin'izay dia mba tsara maso aminn'y bizna ataony atsy ambadika!! Mba ohatrinona izao ny trosa miavosa aloa , ary ny... tohiny
novalian'i caprio ny 16/11/2006 23:22
naritsimba ( 16/11/2006 14:16)
NANKAIZA ILAY HOE JIRAMA SY LAMEYEHR
Tena gaga aho fa tsy hitako hoe lasa aiza io lohahevitra JIRAMA SY LA MEYEHR io? sa nafindra fa diso toerana, mba ilazao ihany rehefa hoe nafindra eh!... tohiny
hery ( 16/11/2006 13:42)
James Bond: Casino Royal
Hivoaka rahampitso ilay film James Bond vaovao lalaovin'i Daniel Graig. Ny nanaitra ahy dia hoe any Madagasikara no manomboka ny tantara :-)... [url=http://us.rd.yahoo.com/movies/trailers/180847605... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 08/02/2007 16:06
bazylou ( 16/11/2006 13:38)
ka izahay anie rehefa eto
ianareo tsy eo ka aza mimenomenona e,, TSY MISY MATAHOATRA IZAY ALIKANAO EO§!... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:41
caprio ( 16/11/2006 13:11)
Fifidianana miss serasera
Tonga ilay nandrasan-tsika koa samia mandray anjara daholo e! tsotra hiany ny fitsipiky ny lalao,zany we makatsy @fijerena sary hianao dia mifidy vehivavy efatra izay fantatrao fa tsara indrindra dia ... tohiny
novalian'i fanaina ny 21/11/2006 14:45
ari.malala ( 16/11/2006 13:11)
tsy azoko ny réaction an candidats sasany
Milaza izy ireo fa tsy aradalàna ny 3decembre nefa izy milatsaka, tsy hanaiky ny valip-pifidianana hono izy ka raha izy ve no lany eo de handà izy hoe za lany t@ tsy aradalàna da tsy hitondra? deia... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:43
majesty ( 16/11/2006 12:01)
Harena tsy isasarana fa saingy (...)
Misy tovovavy mbola tanora zay eo akaikinay eo,ngamba eo ho eo amin'ny 27 taona eo ho eo izy,manana mpanampy izy ka ny mahasarika ny manodidina dia ny fahatezan'ny mpanampin'ity tovovavy ity fa dia sa... tohiny
novalian'i Achia ny 15/12/2006 18:08
xxx ( 16/11/2006 11:59)
TSY AKOHO....
TSY AKOHO , TSY VORONA NEFA MISY TAKOROBABONY....,... tohiny
novalian'i MTN ny 18/11/2006 16:15
kolokanto ( 16/11/2006 11:46)
Fa nahoana kay???
Fa maninona kay i bazylou no mametraka loha-hevitra de tsy hita intsony rehefa avy eo??? Izany ve no atao hoe manakorontana de rehefa vita izay atao dia mandositra fa tsy mahasahy miatrika ny valin-t... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:21
pimaso ( 16/11/2006 11:39)
BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA.......
BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA SOLA FAKAFAKAO... tohiny
novalian'i xl ny 18/01/2007 14:35
mioucool ( 16/11/2006 09:31)
ambondrona.myrealboard.com
site forum 1 momban AA foutsiny io d milay b ao!!mi s'enregistrer d cnnexion d tafiditra ao e! miandry anareo mpakafy izahay!!... tohiny
novalian'i Vaninah ny 09/12/2006 09:29
ANIAS ( 16/11/2006 08:27)
Mba andefaso an'lé Fantatro de AIAH resa
Slt ts le monde, si qlq un peut m'aider pour le lyric de Fantatro de Aniah, merci de me l'envoyer sur serasera ou directement sur mon Email kaizaizanie@hotmail.fr c vitale for me Merci... tohiny
NAILALA ( 16/11/2006 07:55)
Nokororohinao
aona e! Ity hira ity tsy haiko ny tena lohateniny fa hira arapilazantsara le izy . De misy anizao ny refrain-ny: "FA na dia mafy aza ny ady atrehanao Na toy ny ahoana e ny olana misy aaminao ... tohiny
novalian'i jobala ny 18/11/2006 09:56
fasaly ( 16/11/2006 07:01)
Tonga fotoana.
Andao indray hifampitantara ny azy ary e! taminareo tonga fotoana tam volaohany de nanao ahoana sy ahoana ny fisehony sy ny fandehany????:? ny ahy zistoire be:wink: aleo tantaraiko fa tsy misy olana,... tohiny
novalian'i fasaly ny 02/01/2007 17:40
ari.malala ( 16/11/2006 06:25)
zaza very tadidy
Miarahaba anareo, Inona kay ny tokony atao amin'ny zaza very tadidy? tena tsy mba indray mandeha fa isanandro mihintsy, ohatra hoe apetrany eo ambony latabatra ny kilalaony dia lasa izy manao zavat... tohiny
novalian'i mimich ny 29/11/2006 08:29
19 ( 16/11/2006 05:41)
tononkiran marion
mbo saika hitady ny tononkiran le vazon i marion oe: "tsy haiko lavina intsony"... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 06:12
boubounezy ( 16/11/2006 01:08)
soirée marseille.
misy soirée zay karakarainy boubounezy sy ny namany avy any paris ny 1er décembre zao ao st mitre miaraka @ écran géant! tongavamaro ny afaka fa ho tsara bé ny fety ary ny sakafo, sans parler de ... tohiny
bazylou ( 16/11/2006 00:02)
taminn'y andron'ilay 8 no nisy
an'izany hoe vola 10 000 ariary marina!! tss milay an!!, dia misisiha ao ihany e::... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.769