tsy misy secteur vanona aloha hatramin'izao e!!
1. bazylou
(
16/11/2006 14:20)
na inona io na inona!! ny secteur mandeha dia ny fandrebirebena ny pokona fotsiny amin'izay dia mba tsara maso aminn'y bizna ataony atsy ambadika!!
Mba ohatrinona izao ny trosa miavosa aloa , ary ny zanakao ve foinao hanefa ny adalanao???
ny 20 000ar azaizao hivoaka tsy ho ela!!!
Mba ohatrinona izao ny trosa miavosa aloa , ary ny zanakao ve foinao hanefa ny adalanao???
ny 20 000ar azaizao hivoaka tsy ho ela!!!
novalian'i caprio ny 16/11/2006 23:22
2. naritsimba
(
16/11/2006 14:23)
Marina daholo izany, midika fa miha mahantra ny toekarena raha vao mamoaka vola mitambatra toy ny 20000ar ny firenena iray.
3. kitjo
(
16/11/2006 15:28)
zany ve?
ny aty anefa dia misy vola tokana h@ 1000singapore dollars.
Mety hilaza ianao oe ny iray 1000 ny iray 20000...fa io 1000 io dia 1.400.000ariary ny sandany.(7.000.000fmg)
Raha atao tsotsotra dia hofantrano iray volana 2chambres faran'ny tena tsotra aty io..
asa raha mitombona ilay analyse!

4. simplex
(
16/11/2006 18:09)
bazylou: aiza ny source ?
voalohany aloha d tsy maintsy atao lalana izany vao azo atao.
faharoa, mety tsy hataony izany @ zao contexte zao satria mety miteraka "inflation" izany.
5. bazylou
(
16/11/2006 20:08)
Ilay lalana atao anie ry zareo raha norme mao maninona, .. fa ny lalana teo aloha ihany no asiana gidrao dia viata, .. Tsy misy creation tsy misy fangezana voie, fa voie 2 raha betsaka indrindra !!
Mazava ho azy fa ny tobilan'ny prezda ihany no handeha eo ary tsy hahagaga raha be ny accident.
Tsy hataony izao fa hataonay atsy ho atsy!!
Mazava ho azy fa ny tobilan'ny prezda ihany no handeha eo ary tsy hahagaga raha be ny accident.
Tsy hataony izao fa hataonay atsy ho atsy!!