tsy azoko ny réaction an candidats sasany

1. ari.malala ( 16/11/2006 13:11)
Milaza izy ireo fa tsy aradalàna ny 3decembre nefa izy milatsaka, tsy hanaiky ny valip-pifidianana hono izy ka raha izy ve no lany eo de handà izy hoe za lany t@ tsy aradalàna da tsy hitondra? deia izao indray tsy manao propagandy hoan'ny tenany hono fa mitambatra... ho lany ihany ve?
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:43
2. bazylou ( 16/11/2006 13:38)
Tsy mazava kosa anie ary hita mazava be fa tsy loyal ny prezda amin'izao isika miteny izao e,, aiza ve dia ny atsy fia ny aroa sakelehana ihany!!!
Sady ny antsika tsy misy rafitra mazava fa natao hahazoan'ny sasany toerana teo ihany no atao masaka!!
Aiza koa no hisy olona hanao 24h du mans sy championnat de rugby any Nouvelle zelande!!
3. fijo ( 16/11/2006 22:17)
bazylou an,aza mitsara vilana letsy e.na milatsaka dia miady toa ny rehetra,na tsy sahy dia mitazana,fa tsy hoe hilatsaka nefa avye tsy ekeko indray.
4. hery ( 16/11/2006 23:14)
Nilatsaka... dia avy eo hita t@ propagandy andro voalohany hoe tsy ho tafita... dia mitady fika rehetra amin'izay :-)

io anie ilay efa nolazaiko hoe mitambara ianareo mpanohitra e :-)
5. ari.malala ( 17/11/2006 06:44)
:-D:-D:-D dia avy eo anie manao propagandy ihany ndray e :-D:-D:-D tsy azoko tsony e! sa ve za no zazavao am le resaka politika? :roll:
6. mandrindra ( 17/11/2006 15:32)
ari.malala, izany no atao hoe pôlitika ka, tsy izay tenenina no atao
7. fijo ( 17/11/2006 22:43)
toran'ny hehy aho androany namaky tribune.ilay sipa milatsaka io lazaindry zalahy ao,fa zara raha nahazo olona ny propany,dia mody ny gazety no anaovana valandresaka avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2749