taminn'y andron'ilay 8 no nisy

1. bazylou ( 16/11/2006 00:02)
an'izany hoe vola 10 000 ariary marina!! tss milay an!!, dia misisiha ao ihany e::
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:25
2. Fiffi ( 16/11/2006 06:08)
de inona hono no maha-ratsy an'zany ? aty koa misy billet 500€
3. mitia5 ( 16/11/2006 12:02)
fa tena tsy revenao mitsy ravalo an! nefa de mionona fa tsimaintsy izy no lany eo e!
4. kelly13 ( 16/11/2006 15:30)
tsy hitako hoe aiza ny olana @ zany
5. Robert ( 16/11/2006 21:38)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.
6. fijo ( 16/11/2006 22:25)
bazylou an,reseo lahatra letsy izahay,fa aza manaratsy olona fotsiny an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452