cyber

1. xxx ( 16/11/2006 14:26)
te-hanokatra cyber eto dago, inona ny zavatra ilaina, aiza ny toerana tsara
novalian'i MTN ny 18/11/2006 18:07
2. titimms ( 16/11/2006 18:00)
Efa betsaka ane zao ny cyber e. presque à chaque quartier efa misy daholo
3. MTN ( 18/11/2006 18:07)
za aloha ohatra ny tsy d mamporisika eh. Efa bdb mantsy ny ciber no nikatona fotsiny. Ny antony:
-mila ampanarahana toetrandro ny solosaina nefa iny mihazakazaka be ohatra ny inona
-virus: raha tsy avela mitelecharge sy mampiasa diskety ny olona dia tsy dia mazoto
-jiro jirama tapatapaka dia mila onduleur sns
-amin'ny hariva mananton'alina iny no tena betsaka ny olona nefa ny securite koa miharatsy
ohatr'ohatra ireo fa raha mazoto ihany dia any amin'ny renivohi-paritany angamba no avazoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3315