za aloha ohatra ny tsy d mamporisika eh. Efa bdb mantsy ny ciber no nikatona fotsiny. Ny antony:
-mila ampanarahana toetrandro ny solosaina nefa iny mihazakazaka be ohatra ny inona
-virus: raha tsy avela mitelecharge sy mampiasa diskety ny olona dia tsy dia mazoto
-jiro jirama tapatapaka dia mila onduleur sns
-amin'ny hariva mananton'alina iny no tena betsaka ny olona nefa ny securite koa miharatsy
ohatr'ohatra ireo fa raha mazoto ihany dia any amin'ny renivohi-paritany angamba no avazoana.