soirée marseille.

1. boubounezy ( 16/11/2006 01:08)
misy soirée zay karakarainy boubounezy sy ny namany avy any paris ny 1er décembre zao ao st mitre miaraka @ écran géant! tongavamaro ny afaka fa ho tsara bé ny fety ary ny sakafo, sans parler de l'alcool,(l'abus de l'alcool nuit à votre santer).
ny partenariat mou zany dé ny madagascar naturellement, ny sobika iany kou. Mbola ho lazaiko eto iany ny manaraka refa vita ny soirée.
dé manatena tsika sera2 zé afaka zany mba ho tonga anotrina.
2. fasaly ( 16/11/2006 06:26)
hummmmm! mafinairtra zany mi fety zany aky fa lavitra be ndray ho anay tsssssss!
3. Fiffi ( 16/11/2006 08:06)
lavitra be loatra fa de mahavità soa eh !
4. vale ( 16/11/2006 09:02)
boubounezy: mety ho avy tampoka e! :-D :°)
5. Samoana ( 16/11/2006 14:44)
hoy bbnz:
ny partenariat mou zany dé ny madagascar naturellement, ny sobika iany kou

Tsy arako indray io 1er io fa le 2/12 no fantatro efa elabe @ affiche karakarain'ny ombimanga. Sa iray sobika @ ombimanga ihany io Mcar naturelle io fa sendra diso daty enao ?
6. fasaly ( 16/11/2006 14:49)
samoana: lasa zao e!:P:-D:-D:-D
7. Samoana ( 16/11/2006 14:57)
[quote=fasaly]
samoana: lasa zao e!:P:-D:-D:-D
[/quote
]

AAhh!! Homaniko indray ny journalista raha izany kah !


8. fasaly ( 16/11/2006 15:41)
homano mitsy ny journaliste ry samoana de avoaka eto njay ny sary a!:wink:
9. boubounezy ( 16/11/2006 17:51)
mirotra any fiffi fasaly:-*
10. boubounezy ( 16/11/2006 17:52)
samoana
omby manga hafa ka! miaraka @ dr JB
zé tsy afaka @ téarano zany dé mande jb ndray izy fa samy tsara reo.
11. boubounezy ( 16/11/2006 17:53)
omany ny jounalista zany fa tsy olana
12. boubounezy ( 16/11/2006 17:56)
ny adersse mazava ZAC (ex: 183) st mitre
13. fasaly ( 16/11/2006 19:52)
bbnz:-*:-*:-*
14. boubounezy ( 17/11/2006 02:11)
jereo ao @ sobika ny pub:P
15. ninih ( 17/11/2006 15:31)
de mahavità soa izay hatao de mba hitantarao ny fandehany tao izahay aty lavitra e!
16. boubounezy ( 19/11/2006 14:29)
ninih merçi!
17. kelly13 ( 19/11/2006 16:42)
la PAF?
18. tifatif ( 21/11/2006 10:35)
aiza ny adresse ny le soirée any marseille , d @ firy le izy?
19. boubounezy ( 21/11/2006 12:56)
tifatif efa nosoratako eo ambony ny adresse
20. boubounezy ( 21/11/2006 13:04)
averina tsara aza alou lé izy e!

TEARANO MARSEILLE LE 1ER DECEMBRE 2006
A PARTIR DE 21H30 AU
AVEC ECRAN GEANT

"COPACABANA" (EX: 183) Z.A.C de SAINT MITRE
9 avenue Roche Fourcade 13400 AUBAGNE.

PAF 25€ sur place et 22€ reservation

miala tsiny ho any zay efa nijery ny pub tao @ sobika ra tsy nisokatra ny antony misy prblm technique kely fotsiny fa tsy maintsy isokatra io, eo andalampikarakarana ny tompnandraikitra.
tongava dôly ary e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6645